Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pikatti, milahatra araka ny daty
pikatti ( 30/06/2009 12:03)
Misy boaikely taraky be ao ambany ao ,taraiky @ politfika
Taitra be le boaikely fa noheveriny fa tsy afaka manao fianakaviana ry andrywui sy ny cousine pikatti be fialonana le bandy fa tsy nahazaka angamba :?: essera mantsy miady vintana @ i andrywui ato... tohiny
novalian'i Noue ny 30/06/2009 15:28
pikatti ( 29/06/2009 07:36)
SAO MBA MISY DOKOTERA AFAKA MANAPY AN' ANDRYWUI !VIZAKA BE
Nandinika aho fa efa miteny irery sisa ny namana andrywui Manao antso avo ihany dieny mbola tsy marary tanteraka ny namantsika :* :* ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 09:48
pikatti ( 14/06/2009 07:22)
DADANY ZANY PRIVER-NA SERASERA IZANY
Vitan'i andrywui ny manendrikendrika ny vady aman-janany sy ny mamabeny sy ny dadabeny nampiasa nyn ordinateur(IP) tao an-tranony de nanaops " general"fa i lery hono tany @ province de portable no nam... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:54
pikatti ( 11/05/2009 05:32)
TAZANA TENY @ FILAHARANA OMALY I andrywui
Nalahelo toko ny fitantaran'ity namana ity ny nanjo azy ary nilaza ny antony nahatongavany teny Nilaza moa i andrywui t@ zay fa izy dia nampanatenaina ny ho ministry ny fialam-boly sy ny hatsikana,te... tohiny
pikatti ( 22/04/2009 02:00)
NY FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA DIA NILAZA FA HO AVY
Nilaza tokoa ny filoha hajaina Ravalomanana fa ho tonga afaka herinandro vitsivitsy raha nanontanian'ny mpanao gazety tetsy Afrika Atsimo,matahotra mafy tokoa ireo tgv ary niantso an'i Frantsa saingy ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:42
pikatti ( 13/04/2009 19:38)
MPANDAINGA BE LE DJ HA HA HA
Jornal télévisé t@ TF1 édition 20h ozy le dj hoe 70% ny Malagasy tanora avokoa ary zay no nametraha ny ho aviny @ prezidà tanora misandoka ny nofidina ndray le TGVendrana ,lany le saosy fa opé... tohiny
pikatti ( 12/04/2009 22:25)
MIKORONTANA DAHOLO NY TGVendrana FA NAMOA FADY TY DJ
sarotra be ny hanao avocatn-dry Andry tgvendrana ,mikorontany ny zanak'ati-dohany aiza i KALACK=andrywui é,varodan'ny dadan'elah koa elah refa kelikely eo fa tsy ampy ny volam-panjakana mpandroba :-D... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2009 22:20
pikatti ( 12/04/2009 14:58)
VOAFANDRIKA LE TGVendrana
nihinanenanany fa tsy namelan'ny renimalala raha tsy nivarotra tanindrazana le TGVendrana zay le deal tao @ ambasady frantsay namonjy azy iny,tena nirodana daholo ny arguments nakany le fanjakana ara-... tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:53
pikatti ( 06/04/2009 22:00)
MANAO ANTSO AVO IHANY HO AN'I salopard,sao de mba misy
very sezany dadan'i salopard fa tratra nanao trafika rongony tny Afganistan ,malahelo mafy ery i salopard ka sao mbola misy malalaka ny ao Afrika Austal ao é,... tohiny
novalian'i salopard ny 07/04/2009 13:21
pikatti ( 13/03/2009 14:40)
NY IMBECILE IHANY NO TSY MIOVA
Mifandraisa tànana daholo ry mpitondra isany ,mifanajà dia mitohy ny hafaliana é , isika mpisera aleo hifankatia e, na i andywui ary ty niova nefa zay fahotana nataon'i lery teto zay lesy; xxx , ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:26
pikatti ( 12/03/2009 21:07)
AIZA DAHOLO NAREO ,MBOLA TSISY VAOVAO ALOHA FA NDAO HILALAO
Aiza i andywui iAndribe ifiona i fijo i yuka i sitlo ifozaoranabe idadabe TEGEVE i mirananirina i rakaroka i essera i ndenn, mba mahazo mivazivazy daholo anio alina fa tsy eo ny sakabe =)) =)) =))... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:26
pikatti ( 12/03/2009 19:31)
MANGINA NY TGV ,TSISY MIARO AZY AKORY NY TGVistes
Aiza i andrywui,ronaldo,efa lany taranaka ve oooooooooo :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:51
pikatti ( 12/03/2009 18:11)
ARY AIZA I saloparrd SA VOATIFITRA ALINA
Raha misy mahita an'i salopard dia mba hampandreneso eto,mahazo vola be sy kojakoja samihafa é ,ny tena atahorako dia sao lery voatifitra alina =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507