Liste des messages
Liste des messages, inserés par ydifas, par ordre de date
ydifas
(
15/10/2010 06:26)
Ny namorona an'Andriamanitra? Valiny
Miarahaba anao,
Amiko dia tsy nisy namorona Andriamanitra fa efa nisy sy mbola hitoetra mandrakizay Izy. Tsy takatry ny sain'ny olombelona ny niaviany satria raha tsy izany dia tsy mitoetra ho amin'iz...
suite
répondu par vonynive le 28/10/2010 11:57
ydifas
(
04/10/2010 07:03)
Tsy rava ny didy folo
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'Ilay Avo indrindra ny tenako
Tamin'ny andron'i Mosesy (Môizy) dia nanome lalàna Andriamanitra dia ny didy folo izany. [b]Eksodosy 20[/b]. Satria hitan'Andriamanitra ...
suite
répondu par diniho le 06/04/2013 15:03
YDIFAS
(
24/09/2010 19:02)
VAVAKA NAMPIANARIN'NY TOMPO
Miarahaba antsika amin'Ilay tena tia antsika
Hoy ny mpianatr'i Kristy Taminy :mampianara anay hivavaka. Hoy Izy namaly:
[i]Koa amin'izany mivavaha toy izao hianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohama...
suite
répondu par vonynive le 04/10/2010 09:17
ydifas
(
16/09/2010 05:40)
TOMBAM-BIDY
Faly miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo indray ny tenako
[b]1 Petera 1/18 - 19[/b] [i]"fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy volamena, no nanavotana anareo tamin'n...
suite
répondu par ouioui le 26/09/2010 02:19
ydifas
(
30/11/2008 01:06)
LALAO
Miarahaba anareo rehetra.
Eto amin'ity tranokala ity ianao afaka manao fanamby ara-panatanjahatena(pari sportif) maimaipoana.
Omeny 0,1$ ianao ho fanombohana.
Andramo fa tsy misy fatiantoka ho anao...
suite
répondu par ainaheri le 30/11/2008 07:07
ydifas
(
13/11/2008 04:28)
aterineto ny Vola
Miarahaba e!
Ho anao izay mampiasa aterineto maharitra adiny telo na mihoatra, afaka miasa ianao fa tsy vitan'ny milalao ( Ny fahafinaretana azo ny vola miditra).
Somary kelikely ihany ilay izy fa e...
suite
répondu par LibrePenseur le 22/12/2008 07:18
