Liste des messages

Liste des messages, inserés par endriny , par ordre de date
endriny ( 03/03/2017 06:49)
Minisitry ny atitany Amerikanina nitaingin-tsoavaly nandeha niasa
Iza ary no mba minisitra na depiote malagasy hitaingina posy andeha hiasa?... suite
endriny ( 03/03/2017 06:18)
Andao hanampy an'Antsatabary Befandriana noho ny hetraketraky ny Polisy
Manentana antsika rehetra hitondra izay foy eny @ Jovenah rehetra akaiky antsika. Olona 1400 mahery, zaza amam-behivavy ( satria efa nogadraina daholo ny lehilahy) no nodorana trano sy fananana. Ao a... suite
répondu par RKjeanclaude le 10/03/2017 19:05
endriny ( 28/02/2017 05:09)
Ny fanahy no maha olona
Ny tatsinanana ary ny Ntaolo Malagasy indrindra indrindra dia mino fa tsy ny olona anefa no manam-panahy.... suite
répondu par endriny le 24/03/2017 04:30
endriny ( 17/02/2017 15:28)
Aleo aloha amin'ny manaraka indray e
Mazotoa daholo zareo a. Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny... suite
répondu par endriny le 20/03/2017 04:15
endriny ( 16/02/2017 06:15)
TENA lany tsy misy, tsy misy olona mahay intsony mihintsy eto Madagasikara
[url=http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=918759]mba vakio ange e[/url]. Tapitra tamingana ny olona mahay eto Madagasikara fa ry Rhaj0 ilaozany mitsoaka any Canada. Mon Dieu, les "hom... suite
répondu par Tovorandria le 20/04/2017 17:07
endriny ( 15/02/2017 06:11)
Izaho dia olona noforonin'Atra, tsy mino izany fivoarana (evaolisiao) n-doza nareo izany
Mahafinaritra be ilay finoana? Apetraka izany fa tsy misy izany fivoarana ara-tsiansa izany: Dia mino izany isika fa ny olona rehetra izany dia taranak'i Adama sy Eva daholo, ary nataony nitovy end... suite
répondu par endriny le 08/03/2017 06:12
endriny ( 10/02/2017 07:19)
Ny fitokiana amin'Atra dia PMU
Asa isika na mahatsapa na tsia fa ny fanankinan-doha ny valin'asa na ny faniriana amin'Atra dia sahala amin'ny fanantenan'ny olona mpanao PMU. Asento ny ventsoventsom-po amin'Atra dia arotsaka ny raki... suite
répondu par endriny le 17/02/2017 15:17
endriny ( 20/01/2017 14:43)
Ny finoana sy ny fitondrana eto Madagasikara
Mitaraina ny mpiara-miasa fa tsy mamely mihintsy ity fitondrana ity, aux riz aux rats... Tsy nisy vitany ny fampanantenana nataony... Mpangalatra Dia novaliako hoe: Izao no fitondran'ny mpitondra Kri... suite
répondu par endriny le 15/02/2017 06:16
endriny ( 19/01/2017 04:00)
Iza no Apostoly tianao indrindra?
Apostoly Benjamina sa Apostoly Tatandraza sa Apostoly Tsaratsara?... suite
répondu par Kaboda le 30/04/2018 20:32
endriny ( 05/01/2017 17:22)
Ahoana ny zon'ny mpamorina eto amin'ny serasera
Mba heritreritra nofy mangina ny ahy ity. Satria dia arantintsika eto daholo ny tononkira sy ny tononkalo. Tsara ilay hevitra, ary deraiko tanteraka. Saingy isika ve efa nahazo alalana tamin'ny tompo... suite
endriny ( 04/01/2017 15:40)
Fampihavanam-pirenena eo amin'ny finoana
Raha milaza fampiahavanam-pirenena isika, miantso fampiraisam-pinoana. Kanefa ireo Fiangonana nibodo sy nangalatra ny fiangonan'ny hafa tsy mbola mamerina na manolo ireo zavatra nobodoiny sy nangalari... suite
répondu par rhaj0 le 16/02/2017 15:50
endriny ( 01/01/2017 07:23)
tratry ny taona daholo e
Dia mba hitombo araka ny finoana anie ny fahendrena! Mirary ny vintana tsara ho antsika rehetra amin'ity taona 2017 ity e!... suite
répondu par lahindroy le 08/01/2017 19:27
endriny ( 31/10/2016 12:58)
Didy vaovao vao nomen'ny Papa ho antsika Katolika
Tsy azo atao ny manaparitaka lavenona (Lavenona olona nodorana efa maty io) fa tsy maintsy tahirizina amin'ny toerana voatokana ho fanajana ny maty. Ary ny Katolika hoy izy dia tsy mino fa ny maty dia... suite
répondu par rhaj0 le 28/11/2016 16:04
endriny ( 31/10/2016 03:28)
Midera manokana ireny mpivarotena ireny ny tenako
Ho ahy dia anisan'ny olona mendri-piderana eo amin'ny fiaraha-monina ny mpivarotena, noho izy ireo mahery fo sy be finoana amin'ny ataony ka sahy misedra ny alina mangina. Manana herin-tsaina mandao n... suite
répondu par endriny le 20/01/2017 12:39
endriny ( 21/10/2016 03:27)
Ranakombe, ilay mpamosavy
Araka ny angano Malagasy taty aoriana dia I Ranakombe no Ombiasa masirasira indrindra teto Madagasikara ary tany amoron'ala tany izy no nipetraka. Tsy misy tsy natahotra azy hono ny olona teto amin'ny... suite
répondu par endriny le 10/11/2016 14:08
endriny ( 14/10/2016 05:37)
TENA misy, TENA marina
Tsy maintsy ampanenoina be ohatran'izany ve ilay izy vao marina sy misy, sa tena tsy vitantsika ny manaporofo ilay izy dia tsy maintsy atao vazavaza mihintsy mba hampangiana ireo tsy mety resy lahatra... suite
répondu par endriny le 31/10/2016 16:31
endriny ( 14/09/2016 16:56)
Be fitiavana tokoa ve ilay Atr'Israely?
Raha Israelita aho dia ENY hoy aho, satria io Atra io no nahatonga ny razambeko hanamontsana ny fahavalo, sy niady ho azy ireo tamin'ny fangalarana tany tany Mezaopaotamia tamin'izany e. Fa raha Jent... suite
répondu par endriny le 26/10/2016 06:52
endriny ( 08/09/2016 05:15)
Very lakolosy
Efa hanomboka hangina ny fiangonana fa very lakolosy. Tsy hisy intsony ilay tindao manaitra vao maraina ireny atsy ho atsy... Fa maninona no angalarina ny lakolosy? Atsonika dia atao fitoeran-dabozi... suite
répondu par endriny le 30/09/2016 04:10
endriny ( 15/06/2016 04:16)
Resa-be tato ampisana ny saina homo natsangan'ny Amerikanina, izay firenena kristianina, teny Andranomena
hihhiihihihi, esy aho hoe ry kristianina..."Tsy mendrika" hono ny fananganana an'io saina io... "tsy mifanaraka amin'ny finoana" hono io... efa "fanjakan'ny devoly sy satana" hono io... "ho avy I Sodo... suite
répondu par RBNIR le 18/07/2016 18:43
endriny ( 24/05/2016 05:14)
Hay zavatra niaran'ny mpitondra Malagasy (Depiote Sakaraha) avy any Frantsa mihintsy ity fivarotana rongony ity
Fomban'ny dadany ihany no ataon'ny zanany lahy koa angaha tsy loza. [url=http://www.francetvinfo.fr/sante/drogue-addictions/cannabis/l-ancien-patron-des-stups-soupconne-d-etre-au-coeur-d-un-trafic-de... suite
répondu par theomanja le 02/06/2016 05:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.032