Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mmmhh, milahatra araka ny daty
mmmhh
(
11/02/2008 08:59)
\"Song\" tsy mety kosa ny passe ny e!
Ahoana ny fahitanareo ny nataon\'i Song reny, baolina efa teny aminy de maninona zao rah navoaka touche tany?!!! nefa le goal-ndry zalahy efa mba nanao mafy an, tena mahavoa le goal e!
Atao ahoana m...
tohiny
novalian'i suzuki ny 15/02/2008 06:29
mmmhh
(
25/01/2008 13:30)
maninona kay zà?
Maninona kay zà?? Tena tsy fantatro izay mahazo ahy fa tato ho ato vao mahita an'le olona miaraka amiko zà de tena sorena be, nefa reefa tsy eo izy de malahelo be azy zà, na ny envie sexuelle ko az...
tohiny
novalian'i booboo ny 28/01/2008 13:33
