Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i melody, milahatra araka ny daty
melody ( 11/07/2007 09:13)
HIV/SIDA
Miala tsiny fa tsy nahita version @ teny frantsay na teny malagasy. http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/xqrg2_madagascar-lutte-contre-le-hivsida... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 13:18
melody ( 08/07/2007 16:51)
ventson'ny selibatera
mba nijery tao @ tononkira ihany aho fa tsy nahita ka mba mitady io tononkira io izay manana o, misaotra betsaka :-*... tohiny
novalian'i Belami ny 21/04/2008 18:28
melody ( 08/07/2007 14:14)
Bodo sy Njakatiana
mba mitady ny tonon-kirandry zareo izay manana, ilay hira hoe RESY, misaotra betsaka.:-*... tohiny
novalian'i cutie ny 11/07/2007 22:17
melody ( 10/06/2007 16:03)
USB flash drive
noheveriko fa ny floppy disks ihany no mora simba na 'corrupt' fa kay ihany koa ny flash drive. Inona no vaha-olana ry zareo fa ao anatin'io daholo ny momba ny fianarako, references etc. nefa tsy azo... tohiny
novalian'i monstre ny 22/09/2007 08:45
melody ( 16/05/2007 18:50)
iza no mpihira ity
Ny foko tia, hoanao doria.... dia tsy haiko intsony nefa mba tena tiako be mintsiny, izay mba mahalala moa o!m'ci... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2007 14:55
melody ( 05/01/2007 16:51)
karaoke malagasy
Izaho re ry zalahy mitady karaoke malagasy fa tsy mahita mihintsy a, sao dia mba misy mahalala hoe aiza no toerana na web aleha afahana mividy io CD karaoke io. Misaotra e! ... tohiny
novalian'i melody ny 05/01/2007 23:21
melody ( 15/11/2006 13:26)
Menu tena malgasy
Misy namanako vahiny vitsy2 mba te hanandrana izany sakafo tena malagasy izany, entrée sy ny desera no tena tsy misy hevitra za, inona no mety atao? Misaotra betsaka zalahy a!... tohiny
novalian'i bichette ny 18/11/2006 12:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0201