Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ds, milahatra araka ny daty
ds ( 17/06/2006 20:31)
Fomba ahafahana mijery mundial any am-piasana
Haitao ampiasaina : P2PTV (fifampizarana horonantsary fahitalavitra) Fitaovana ilaina : - mpampiasa tsy masiaka :) - aterineto (ADSL/LAN) - takaro [url=http://download2.tvants.com/pub/tvants/tvan... tohiny
ds ( 13/05/2006 08:14)
firefox finday
Jereo [url=http://portableapps.com/apps/internet/browsers/portable_firefox]eto[/url] ... tohiny
novalian'i lapino ny 15/05/2006 09:55
ds ( 17/04/2006 12:40)
RNS 2006 - Tafahaona
Tafahaona soa aman-tsara ny namana vitsivitsy nandritra ny RNS tany Vichy. Nitady toko ka sendra vato koa dia velom-pisaorana anareo rehetra nanohina ny antso. Santatra am-bavarano iny ka inoana fa n... tohiny
novalian'i cutie ny 05/05/2006 13:59
ds ( 10/08/2005 17:39)
Voin-kava-mahatratra
Sent: Wednesday, August 10, 2005 8:02 AM Subject: Grave accident a Madagascar. Une fillette entre vie et mort, une jeune femme décédée, de nombreux blessés. [b]Appel à la solidarité[/b]. ... tohiny
novalian'i ds ny 14/09/2005 11:20
ds ( 19/05/2005 19:35)
Dally milalao tennis ao Strasbourg
Tennis - Hautepierre Strasbourg : Dally tafakatra amin'ny lalao antsasa-dàlana na dia somary nampitaintaina aza tamin'ny seta fahatelo (4-2;4-3;4-4;5-4;6-4). Efa mahazo 7500 $ sahady izy eto. ... tohiny
ds ( 22/06/2004 22:12)
Lozam-pifamoivoizana
Nandona fiara aho androany maraina. Somary nalama ny làlana ary efa antomotra be vao hitako ilay fiara nitsivalana nanapaka teo anoloako ka tsy tafajanoko ny fiarako. Zara raha nisy kiaka ny fiarako... tohiny
novalian'i booboo ny 08/07/2004 20:53
ds ( 15/12/2003 11:15)
Hafatra - tahiry
Tsara angamba raha afaka tahirizina indray mandeha ny hafatra voafantina rehetra. Tahaka ny fahafahana mamafa hafatra. Ohatra : - fidio daholo - tahirizo... tohiny
novalian'i dd ny 16/12/2003 17:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0363