Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cpd8910, milahatra araka ny daty
cpd8910 ( 14/12/2011 23:39)
Mahazo mihomehy zay mpakasitraka ny Prà sy Bodika sy Rasil...fa mbola ho avy ny Mpanamboatra hamono azy amin'ny Basy nampanofaina sy namidin'ireo bôdika sy Prà sy Rasil namany
Mahazo mi-geste aloha zay mpakasitraka ireo Pràn' i toliary fa manana maimbo vava fa maimbo vava hany koa no hamonoan'ny kil azy. Maimbo vava ampanofain'ny Pràa na bodega na Rasil naman'izy ireo na ... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 18/12/2011 21:36
cpd8910 ( 14/12/2011 23:12)
PROPOSITION FANATSARANA FITSARANA- RAMAROLAHIHAINGONIRAINY Anthony
nisarika ny saina ny raharaha nahafaty ny Mpitsara iray tany toliary izay nodarohan'ny Polisy tao an-toerana. L'appareil judiciaire du pays touche complètement le fond. Sao dia mba tokony hasiana f... tohiny
cpd8910 ( 14/12/2011 23:11)
MILA FANARENANA NY FITSARANA SY NY POLISY ZANDARY SNS....
nisarika ny saina ny raharaha nahafaty ny Mpitsara iray tany toliary izay nodarohan'ny Polisy tao an-toerana. L'appareil judiciaire du pays touche complètement le fond. Sao dia mba tokony hasiana f... tohiny
cpd8910 ( 18/11/2011 14:11)
controlé-o sy hamarino ny diplome tanisain'ny candidat ministre ao amin'ny CV-ny
Tsetsetsetsa tsy aritra. Hitanay tamin’ny trano-kala fa toa misoloky diplôma ny minisitra sasany tamin’ny governemanta teo aloha. Voatonotonona tao foana RIANA ANDRIAMANDAVY VII minisitry ny tour... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:44
cpd8910 ( 16/11/2011 23:40)
MBOLA HO TAFATSOROFAKA AMIN NY GOUVERNEMÀ VAOVAO V NY MPISOLOKY DIPLÔME AMIN ITY INDRAY MITORAKA TY?
Mba asio controle sy fanamarinana hentitra izay diplôme tanisain ny candidat ministre tsirairay ao anaty CV-ny mba tsy hiverina intsony ny fisolokiana toa ny nataon-dry Riana Randriamandavy VII (mis... tohiny
cpd8910 ( 16/11/2011 23:37)
ASIO CONTROLE DIPLOMEN'IREO CANDIDAT MINISTRE SAO MBOLA MISY MIFÔSIKA+MISOLOKY NDRAY
Mba asio controle sy fanamarinana hentitra izay diplôme tanisain ny candidat ministre tsirairay ao anaty CV-ny mba tsy hiverina intsony ny fisolokiana toa ny nataon-dry Riana Randriamandavy VII (mis... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/11/2011 09:05
cpd8910 ( 14/08/2011 16:48)
PRÉCISION KELY POUR RAKOTOSON HAROTSILAVO
Nandalo tapa-taona (une session universitaire) tao amin'ny Université Kennedy izay ao amin'ny ville de Harvard, université kely fa tsy la fameuse Université de HARVARD, celle qui est réputée pou... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 17/10/2014 14:15
cpd8910 ( 14/08/2011 16:33)
MPIFÔSIKA HO DIPLÔMÉ DE HARVARD HAFA= RAKOTOSON HAROTSILAVO SY JURISTE HAFA MBOLA HOMENA ETO NY ANARANY REFA CONFIRMÉ. MPIFÔSIKA SORANT ENA PIERROT RAJAONARIVELO ...
Tsimaintsy raisina ny andraikitra refa tsy hanao verification sy manaiky solokian ny tsy matahotody ny fitondram-panjakana malagasy. Mampalahelo io tanidnrazana malalantsika io raha toa ka ity rehetra... tohiny
cpd8910 ( 10/08/2011 22:42)
NANOMBOKA FANADIHADIANA MOMBA RIANA ANDRIAMANDAVY VII NY ONIVERSITE HARVARD...
Mampalahelo fa mpisoloky, mpamitaka, mpanao hosoka diplaoma indray zao no lasa Ministra ao amin'ny gouvernemanta malagasy. Andriamandavy Riana VII misandoka ho manana diplaoma avy ao Harvard. Après v... tohiny
novalian'i nofinofy ny 20/08/2011 05:08
cpd8910 ( 10/08/2011 22:41)
NANOMBOKA FANADIHADIANA MOMBA RIANA ANDRIAMANDAVY VII NY ONIVERSITE HARVARD...
Mampalahelo fa mpisoloky, mpamitaka, mpanao hosoka diplaoma indray zao no lasa Ministra ao amin'ny gouvernemanta malagasy. Andriamandavy Riana VII misandoka ho manana diplaoma avy ao Harvard. Après v... tohiny
cpd8910 ( 02/08/2011 05:37)
MINISITRA AO AM'GOUVERNEMANTA MISANDOKA DIPLÔMA
Ireto misy minisitra vitsivitsy mpisandoka diplome ao amin'ny gouvernemanta Vital. RIANA ANDRIAMANDAVY VII, misandoka ho nanao Ph.D tany Harvard nefa zara fa nahavita maitrise teo Ankatso. PIERROT RAJ... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 20/08/2011 07:05
cpd8910 ( 03/07/2011 02:04)
MANDAINGA DIPLÔMA ZAO DIA LASA MINISTRA SY TOMPON'ANDRAIKITRA AMBONY...
Samia mailo fa maro ndray zao ny mihambo ho manana diplôma raitra tsy ananana akory na manao hosoka diplôma mihintsy aza. Ny mahagaga dia misy lasa Ministra mihintsy izy ireny. RIANA ANDRIAMANDAVY... tohiny
cpd8910 ( 02/07/2011 22:42)
MPANAO HOSOKA DIPLÔMA LASA MINISTRA TOMPONANDRAIKITRA AMBONY ETO AMIN'NY FIRENENA
Mampalahelo fa dia tena efa tantely afa-drakotra marina ity tanindrazan-tsika ity. Mihambo ho manana diplôma raitra tsy ananana akory na manao hosoka diplôma indray zao no malaza dia toa mahagaga fa... tohiny
cpd8910 ( 23/05/2011 02:52)
TSY MENATRÔÔÔÔÔ...AZA MIHAMBO DIPLÔME TSY ANANANA SY FIANARANA TSY NATAO RY HAROTSILAVO RAKOTOARISON, PIERROT RAJAONARIVELO, RIANA ANDRIAMANDAVY VII sns. a!
Mba mahalalà menatra! Mihambo ho Ph.D avy any Harvard ry Andriamandavy Riana VII...dia vendram-be koa moa ny mpitondra fa dia lasa Ministra lehio. Harotsilavo zara fa nanao formation continue 6 mois ... tohiny
cpd8910 ( 20/05/2011 23:22)
Harotsilavo Rakotoson, Riana Andriamandavy sns... diplôme hosoka na lainga, belazao amin'ny fianarana tsy natao.!!!! Zany ndray zao no toa lasa malaza eto an-tanindrazana
Neheno tsilian-tsofina teny hoe eny izahay momba diplôma doctorat (Ph.D) lazain'ingahy Andriamandavy Riana fa ananany (jereo post tany aloha). Nanao vérifications dia toa tsy mahita na kely akory mo... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 03/07/2011 02:21
cpd8910 ( 07/04/2011 00:02)
Wanted !!!!!
Wanted lay baoritra (Ph.D) Riana Andriamandavy. Vakio ty. Izy samy izy Tim hany no nanomboka nanely ny lainga be (sa tsia?) ao ambadiky ny CV an'Atoa Ministre. http://www.tim-madagascar.org/forum/re... tohiny
cpd8910 ( 04/04/2011 16:57)
RIANA ANDRIAMANDAVY II (TOURISME): MBA AFAKA MANAMARINA VE IANAREO DIASPORA HOE TENA MIFÔSIKA Ph.D MARINA IO LEHILAHY IO SA FANASOKETANA FOTSINY IHANY?
Maro no nametram-panotaniana raha nadre fa toa tsy manana Ph.D araka ny lazainy eraky ny tanety akory io rangahy lasa Ministre io. Nisy nilaza taminay fa raha miditra ao amin'ny site web Université... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 02/08/2011 05:25
cpd8910 ( 04/04/2011 16:55)
RIANA ANDRIAMANDAVY II (TOURISME): MARINA VE HOE MIFÔSIKA HO Ph.D ?????
Maro no nametram-panotaniana raha nadre fa toa tsy manana Ph.D araka ny lazainy eraky ny tanety akory io rangahy lasa Ministre io. Nisy nilaza taminay fa raha miditra ao amin'ny site web Université... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2011 18:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.543