NANOMBOKA FANADIHADIANA MOMBA RIANA ANDRIAMANDAVY VII NY ONIVERSITE HARVARD...

1. cpd8910 ( 10/08/2011 22:42)
Mampalahelo fa mpisoloky, mpamitaka, mpanao hosoka diplaoma indray zao no lasa Ministra ao amin'ny gouvernemanta malagasy. Andriamandavy Riana VII misandoka ho manana diplaoma avy ao Harvard. Après vérification dia tsy misy trace na farak'izay kely momba ny fandalovan'io mpisoloky io tao Harvard na site internet na ny taratasy fanotaniana izay nalefanay tany amin'ny tompon'andraikitr'io oniversité io. Nanomboka fanadihadiana ny tompon'andraikitr'io Oniversité io ka handray ny fepetra mety amin'io mpisoloky io amin'ny fotoana mahamety azy.

Mbola ho avy koa ny an'ingahy Pierrot Rajaonarivelo. Misandoka ho sortant ENA France koa nefa tsy nandingana tao na iray andro.

Masina io tanindrazana io ka tsy azo vetavatain'ity mpisoloky, mpamitaka, mpandroba, mpanao ampihi-mamba rehetra ity. Na pro-ra-8 io na pro-TGV na pro sikidy na pro- fanahy masina, na pro an'i Rabe sy Rakoto sy Rasoa sy pro an'iza n'iza refa vandana dia kary daholo.

TANTARA MITOHY IO FA TSY HAVELA HOENTIN'NY TSY MATAHOTODY NY FIRENENA
répondu par nofinofy le 20/08/2011 05:08
2. nofinofy ( 20/08/2011 05:08)
Misaotra e! avoahy daholo ny marina momba ireo mpisoloky ireo, fa ny ampy izay nahazo ny Malagasy izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.054