Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i arialy, milahatra araka ny daty
arialy ( 06/08/2009 17:13)
momba ny trotteur na youpalà bébé
saika anotany ny hevitry ny namana mahalala nisy nilaza mantsy tamiko fa dangereux ny trotteurs sy ny youpalà amizao nefa misy olona hafa niteny fa reny iany no mapandeha ny zazakely vaka ny saik... tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 14:05
arialy ( 19/02/2009 19:22)
zaza tsy maharitra am zavatra ataony
nisy zanakin'ny namako otry ny tsikaritro fa tsy maharitra am zavatra ataony na any antranony na aiza na aiza, ny reniny koa moa milaza anizany foana ary mitady vahaolana. 4 taona ilay zaza, ohatra m... tohiny
novalian'i soanja ny 25/03/2009 14:26
arialy ( 23/01/2009 12:01)
dikan'ny voanjobory
ho anareo namana inona hoa ny mbo dikan'ny voanjobory am teny frantsay e!! sendra nisy nanotany manko za de tsa nahay fa nolazaiko oe genre na haricot!! mbo lazao lazao ary ze hainao e :) ... tohiny
novalian'i rchrystos ny 24/01/2009 18:11
arialy ( 11/10/2008 12:39)
mony mihamafy
:) iza aminareo kay no efa nahita olona nisy na nisy mony lehibe dia lasa mafy be otry ny kiste ? dia ahoana ny manala azy? sa afaka hoazy eo? misaotra zay mamaly e... tohiny
novalian'i volazara ny 02/01/2009 12:37
arialy ( 24/09/2008 12:41)
resaka ovni
iza no efa nahita ity resaka ovni ity? ahoana ny hevitrareo? resaka secte ndray ve sa??? Aux dirigeants, aux gouvernements, aux politiciens et à tous les gens de la Terre Traduit (de l’amÃ... tohiny
novalian'i arialy ny 15/10/2008 11:25
arialy ( 13/08/2008 12:15)
circoncision
manaona daolo manotany raha misy namana mipetraka eto france efa nanao circoncision ny zanany lahy kely tany am hopital na clinique, otrinona no vola aloha de firy taona no mapety azy sns... misaotra... tohiny
novalian'i arialy ny 05/09/2008 12:11
arialy ( 18/12/2007 19:12)
resaka secte
Za manana olana be, misy olona akaiky ahy tafalatsaka anaty ny secte, izany 3F izany ao Antananarivo, fa tena niova tanteraka, lasa tsy mety miditra amin'ny fiangonan'ny sasany, manao teny tsy voahevi... tohiny
arialy ( 01/10/2007 08:09)
épilation
miarahaba ny rehetra marina ve fa ny épilation am ny appareil mety hanimba hoditra? nisy niteny anà an zay de mba manotany ze mahay e :)... tohiny
novalian'i fantsika ny 21/11/2007 06:07
arialy ( 07/06/2007 10:28)
fahazarana sa fitiavana
saika hanotany za am ze manana traikefa am fitia oe ny fiarahana ve tena fitia fona sa misy koa fahazaran indrai2?... tohiny
novalian'i arialy ny 12/06/2007 17:39
arialy ( 17/01/2007 09:33)
mifamolaka
inona ny atao oe mifamolaka? de aoana ny fisehoany eo am couple? adiady ve sa préssion sa inn? aminareo?... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2007 13:21
arialy ( 08/12/2006 20:20)
mitady tonokira tsy hirenireny an'i jaojoby
miarahaba ny rehetra ra misy sendra manana ny tonokiran'ilay oe tsy hirenireny dia mba alefao ao am serasera re raha mba azo atao . misaotra mialoha mirary soa ny rehetra e ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281