Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i zoara, milahatra araka ny daty
zoara ( 28/07/2008 15:00)
manome anamalaho maimaimpoana,je donne des brèdes mafana
somary nisy surproduction kely ny anamalaho ato anjaridaiko,ka dia omeko an'izay mi-interessé GRATUITEMENT,tsisy tambiny.tongava hanka azy!!! fraiches ou surgelés marihina fa à environ 45km de na... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:33
zoara ( 04/10/2007 12:41)
halatra taolambalo sy ny maha malagasy
very hevitra ny tena raha mandinika ny fisehoanan-javatra ankehitriny: jereo ny vaovao androany ao @ moov.mg/actualite.php?articleId=328993 fa de manao ny tsy fanao intsony ny malagasy......avelako h... tohiny
novalian'i deric ny 05/10/2007 09:59
zoara ( 18/06/2007 12:49)
sareraka
salama daholo! henoko matetika ato @ radiovazogasy zao ireo hirany ka mba saika nanontany aho hoe aiza no mba mety ahazoana mividy ny cd na ny k7 n'i sareraka... tohiny
zoara ( 31/12/2005 13:08)
hafatra soloky
salama daholo! zah ry reto nahazo ireny hafatra mpisoloky ireny zay milaza fa lery hono zanaka mpanakarena any afrika ka mitady ny fanampiako ahazoany ny lovany fa homeny 15 isanjatony aho(afoheziko ... tohiny
novalian'i sheran555 ny 20/03/2006 13:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082