Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i yah, milahatra araka ny daty
yah ( 07/01/2008 04:20)
NAHATRATRA NY TAONA 2008 DAHOLO E
de arabaina isika rehetra namana serasera fa nahatratra ny taona 2008 eanga anie hitondra soa sy fanambinana ity taona ity de hitondra namana bedebe kou de mba hanjakan'ny firaisankina eo @tsika rehef... tohiny
novalian'i degree ny 25/01/2008 21:52
yah ( 10/11/2007 04:47)
inona kay no tena tanjona?
salama dôlidôly ndray e! efa tsy takona afenina intsony ankehitriny fa maro ny atokom pinoana misy eto @tsika raha tany ampiandoana,de nisy ny afatra nataon'ny tompo hoe mandehana ianareo de ataov... tohiny
novalian'i yah ny 16/11/2007 04:17
yah ( 08/10/2007 04:39)
INONA NO ANTONY
voalaza fa anisan'ny mora mampandroso ny firenena iray ny fananany kolotsaina matanjaka marina izany raha ny firenena japonai sy ichine no jerena isika malagasy nefa,manana kolotsaina fara faha kel... tohiny
yah ( 19/09/2007 05:03)
maha lasa saina???????
salama daholo tompoko ô! mahita ireo hevitra maro eto aho dia hitako fa samy tena mitana ny finoany avy ny tsirairay fa ny fahitako ity resaka fivavahana sy fiangonana ity , dia lasa ohatran'ny soci... tohiny
novalian'i yah ny 02/10/2007 04:45
yah ( 17/09/2007 04:41)
azo atao ve ?
salama daholo ô! hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((... tohiny
novalian'i yah ny 02/11/2007 04:16
yah ( 13/08/2007 04:37)
TSY AMPY TSY LANY NY VADY
SALAMA DAHOLO E namana vaovao de mba hiresaka kely maro be ireo olona efa manambady no manao oha-pitenenana fa hoe tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao antro rehefa nodinihina dia toa marina ihany an... tohiny
novalian'i athenah ny 22/09/2007 08:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082