Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i veromahefa, milahatra araka ny daty
veromahefa ( 12/12/2008 09:37)
vorontsiloza nahandro gasy
Asa raha efa nandeha teto... Iza kay no mahay mahandro vorontsiloza, atao nahandro gasy ? lay misy sakamalaho sns...ireny e! nahita ihany za tam aterineto fa toa tetitetehana lay izy dia tsy mam.Tsy ... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:02
veromahefa ( 27/08/2008 08:10)
tanana main'ny sakay
Inona tokoa rizareo no atao amin'ny tanana main'ny sakay? rehefa lay mikarakara azy iny manko dia mivaivay be ny tanana avy eo, tsy afaky ny ranon-tsavony sy ilay hoe lomana menaka! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 04/09/2008 11:34
veromahefa ( 14/08/2008 15:57)
Mangataka tononkira "Mitafa irery" Bodo
Mba saika hangataka ny tononkiran'i Bodo "mitafa irery" azafady ho an'ilay zanako ato e! misaotra mialoha... tohiny
novalian'i lembelo ny 16/08/2008 00:45
veromahefa ( 07/06/2008 09:17)
Inona avy no lafitsaran'ny fipetrahana aty an-dafy?
Inona avy no lafitsaran'ny fipetrahana aty an-dafy r'ireto ? Ny ahy zao ny tsapako dia hoe : - afaka matory tsara amin'ny alina fa tsy mieritreritra mpams sy mpangalatra ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/07/2008 16:28
veromahefa ( 10/03/2008 16:09)
5 volana an-kibo dia efa ateraka
Navoakan'ny fampahalalam-baovao tamin'ny faran'ny herinandro teo fa aty ampita dia efa mahatratra 40isan-jaton'ny vehivavy izay hiteraka no manatanteraka izany eo anelanelan'ny faha 5 ka hatramin'ny f... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/08/2008 16:29
veromahefa ( 28/01/2008 10:39)
FITAFIANA
Voalaza ao amin'ny Soratra Masina hoe : [b]"Aoka ny vehivavy tsy hitafy fitafian-dehilahy, ary aoka ny lehilahy tsy hitafy fitafiam-behivavy, fa izay rehetra manao izany dia fahavetavetana eo anatreh... tohiny
veromahefa ( 24/01/2008 08:59)
fanovàna permis de conduire eto Frantsa
Ho antsika eto Frantsa : raha efa nanana "permis de conduire gasy' dia mila ovàna ho "permis vazaha" ao anatin'ny herintaona nahazoana "titre de séjour" voalohany izy io. Raha ny gasy aty amin'ny f... tohiny
novalian'i johnbeuh ny 16/06/2014 22:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0649