Liste des messages

Liste des messages, inserés par thyna, par ordre de date
thyna ( 09/09/2016 00:17)
Gasy sy vazah
Raha ny tena izy dia blagy izy ity nefa toa ohatran'ny tena marina! Nanontany ity Malagasy iray ity vazaha nanao hoe: -Tena marina ve r'ise fa raha vao manontany anareo Malagasy hono dia valianareo fa... suite
répondu par mirananirina le 08/10/2017 19:29
thyna ( 28/08/2016 13:04)
Andao indray hihomehy!
Toeram-pitsaboana marary saina iray no nanapakevitra fa tsara raha ho entina fiaramanidina ireo marary saina ho tsaboina mba hampivoatra ny toe-pahasalamany! Raikitra ny programa fa ihazo ny nosy kely... suite
répondu par Iandria le 17/11/2016 04:37
thyna ( 10/08/2016 23:48)
Tsy tonga nianatra(Blagy)
Tsy tonga nianatra i Lita ka nanontanian'ny mpampianatra hoe : -Fa taiza ialahy ry Lita no tsy nianatra omaly? Namaly i Lita sady menamenatra nanao hoe : -Nosasàna ny patalohako dia tsy afaka niana... suite
répondu par BENEM le 27/09/2018 05:30
thyna ( 04/08/2016 00:41)
Lazao zay fantatrao!
Rehefa tonga ny fotoana voalaza fa hitsangana avokoa ny maty rehetra ,dia irahina ianao hitady an'i Adama ao anatin'ireo lehilahy rehetra !Inona no marika na fanamarihana mety halalànao azy?... suite
répondu par thyna le 06/08/2016 08:31
thyna ( 17/07/2016 01:10)
Kilaoty nifamadika
Nifamadika ny kilaotin'ilay rangahy sy ilay sipany fa samy maika hody rehefa vita ny nataony ka tsy ni-verifié intsony hoe izy ity sa tsy izy. Rehefa tonga tany amin'ny vadiny ilay rangahy dia toy ir... suite
répondu par hery le 11/08/2016 07:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081