Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tambatra, milahatra araka ny daty
tambatra
(
04/03/2004 20:45)
Avia ry mpinu
Mba hazavazavao kely hoe:izany fanahy izany ry mpinu o!...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 12:35
tambatra
(
13/02/2004 09:17)
Finoana
Mino aho fa misy dia izay fotsiny no tiako ho lazaina....
tohiny
novalian'i Aivon ny 10/09/2025 07:55
tambatra
(
10/02/2004 17:46)
valin-tenim-behivavy
Inona no hatao fa misy sipa te ho tiako kanefa zaho tsy hoe tsy tia azy raha namana fotsiny,fa ny azy izany miarak@mihitsy nefa aho tsy te hiteny hoe:tsy te hiaraka aminao aho satria hitako fa tia ery...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/03/2004 10:52
tambatra
(
07/02/2004 20:48)
Fahalalana
Ahoana ny fipetrakin ny ray,zoky, zandry,reny,anabavy eo amin Andriamanitra?...
tohiny
novalian'i tambatra ny 21/02/2004 12:28
tambatra
(
07/02/2004 09:38)
resaka tomany
Inona no itiavanareo vahivavy miresaka sy mitomany?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/03/2004 09:07
tambatra
(
07/02/2004 09:25)
Iza?
Iza amin-tsika no tsy tia mozika?...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 13/03/2004 20:21
tambatra
(
07/02/2004 09:13)
Fitiavana sy Fiavanana
Inona no mahatonga ny olona na mpinamana na mpifankatia tsy mifanarantsaina indrandray,ary matetika rava hatr@ ny fiavanana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2004 20:22
