Liste des messages
Liste des messages, inserés par tahina119, par ordre de date
tahina119
(
06/02/2008 05:55)
Firariantsoa ho antsika rehetra mpamaky ny forum !!
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i ,jesoa kristy, mahafaly ahy ny mba mamela hafatra ato @ forum ny @ ty resaka finoana sy fivavahana ity satria zava-poana tokoa ny fiainantsika raha misaraka @ Andr...
suite
répondu par tahina119 le 08/02/2008 14:26
tahina119
(
23/01/2008 10:08)
Tsy mahatanty kritika ve ny fanjakana?
Tsy mahatanty kritika ve ny fanjakana no mahatonga azy hampiato ny karajia.
Nefa mba milaza fa manjaka ny demokrasia eto madagascar....
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 08:01
tahina119
(
23/01/2008 09:57)
Inona no atao raha tiana ny hampaharitra ny "FITIAVANA"?
Inona no tokony atao raha tiana ny hampaharitra ny fifankatiavan'olon-droa?
Ny zavatra hany mba tiako ambara ny @ fitiavana de zao matoa ny olona roa nifanaiky fa hifankatia amiko dia mifa mifampatok...
suite
répondu par fanasina1 le 03/10/2018 16:13
tahina119
(
23/01/2008 06:10)
Fantaro ny atao hoe tena "FITIAVANA"vao miditra ao aminy.
Mba tiako ny mampiditra hevitra ato @ forum raha resaka fitiavana no ambara tsy de hoe mahafantatra betsaka aho akory fa mizara zay mba fahitako azy sy fiatraikan'zany @ zao fiainana zao.
Amin'izao f...
suite
répondu par ari.malala le 24/01/2008 13:45
tahina119
(
23/01/2008 05:47)
Manjaka marina ve ny demokrasia eto madagascar?
Miarahaba antsika rehetra ,hametraka hevitra kely ato @ forum ato ny tenako e fanontaniana mipetraka amiko @ zao de zao manjaka marina ve ny "DEMOKRASIA" eto madagascar zay lazaina ombeniombeny fa mad...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 03:33
tahina119
(
22/01/2008 13:19)
fanehoan-kevitra
Miarahaba antsika rehetra mpamaky ny forum mandray anjara ny tenako momba ny fihaton'ny "KARAJIA" tao @ Radio Don Bosco zay hita fa nahafahan'ny vahoaka naneho ny heviny ankahalàlahana tokoa ka raha ...
suite
répondu par Jeankely le 24/01/2008 08:31
