Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rpk, milahatra araka ny daty
rpk ( 19/09/2005 12:44)
fahavoazan'ny maso
Mba mila torohevitra ho an'izay mahalala momba ny "transplantation de la cornée" @ maso. Mety ohatrinona ny manao fandidiana maso mitovy @ io raha ny ao France ohatra na ny ao Italie raha vahiny mand... tohiny
novalian'i rpk ny 20/09/2005 09:42
rpk ( 23/05/2005 13:59)
mahomby???
misy zavatra mba manitikitika ana ity eh: mahomby na mamokatra ve ny fivavahana iray raha mampanankarena???... tohiny
novalian'i dadabe ny 07/07/2005 23:12
rpk ( 23/05/2005 08:34)
fitiavana ihany eh
mba misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ra mba misy afaka mamaly: ampy iaretana toetran'olona iray ve ny fitiavana eo @ olon-droa?:D... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/05/2005 08:36
rpk ( 22/05/2005 08:10)
jamba sa marenina?
fa hono wa ry reto...refa tena tia tokoa ve de lasa jamba sy marenina???:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i eh ny 25/06/2005 10:58
rpk ( 20/05/2005 14:46)
takotra sa fanoto?
Ahoana @zao ity resaka fanalehibiazana fananan-dehilahy ity??? Fa ‘sika gasy tena misy mahay mihitsy @ io. Any ambanivohitra be nalehanay any de misy mpahay manokana an’io:-$. Anontaniany anao iza... tohiny
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:54
rpk ( 20/05/2005 11:16)
sipa tsy degany
Mitady sipa tsy degany be!:-D:-D:-D tsy de mandrava loatra fa manorina :-D:-D:-D tsy de mamofona loatra fa manimanitra tsara :-D:-D:-D fa tsy de degany na mba te ho degany aza:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 22:36
rpk ( 18/05/2005 13:40)
kontôrsiônista
Mety tsy miteraka hono ireny sipa kôntôrsionista reny? ( le sipa tena soupla be reny zany de le manao fampisehoana afaka mivalona hôtran’bodofotsy reny). Aza mba azon’reny iany @ alina fa de mi... tohiny
novalian'i fijo ny 30/05/2005 22:57
rpk ( 18/05/2005 12:57)
be tratra
Manaranaka ve ny hoe be tratra ny sipa???:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 23:18
rpk ( 17/05/2005 11:33)
@ alina mangina
Hoy ireto mpivady ireto raha niady hevitra momba ity fiainana sady sarotra no lanja-miakatra ity t@ alina mangina iny: - tena lalina izy ity ramatoa... - tena mafy izy ity rangahy... :-D... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2005 05:13
rpk ( 13/05/2005 17:38)
sipa enjana
Tsy haiko ny any @ tany izay misy anareo fa ny hitako eto de izao: mitady bandy izay tiany iarahana ilay sipa de iterahany tokoa moa izany. De rehefa avy eo de ilay sipa mihitsy no mandàka ilay bandy... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2005 04:51
rpk ( 20/04/2005 16:45)
lava sy fohy
Inona ary izany: mipetraka izy lava, mitsangana izy fohy? ze mahita ny valiny de...... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/05/2005 14:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094