Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ramarosokina, milahatra araka ny daty
ramarosokina
(
20/07/2010 12:53)
Manandrama kelky ny tsy mihinana hoe ry zareo!
Mananinona moa raha asiana andro iray mba tsy hisakafoana dia ho tsapanareo tsara fa tena mazàna be,
Dia izay no zava-mahazo ny Malagasy maro an'isa @ izao fotoana izao, tsy mbola nisy nangidy hoat...
tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:08
ramarosokina
(
19/05/2010 23:49)
Miandry anareo ao @ RDV ary izahay raha hifampitana e
[i]Koa manentana ny Malagasy mpiray tanindrazana izahay , izay rehetra mahatsapa ny tsy rariny ankehitriny miseho eto amin'ny Firenena sy ireo namaly antso nataon'ireo Sous-Officier FIGN , ho tonga eo...
tohiny
novalian'i bekiraro ny 20/05/2010 11:36
ramarosokina
(
18/05/2010 13:16)
Hafatra kely ho an'i Col Ravalomanana sy Nathalie Rabe
Mangina kely hoe ny vavanareo roa sao hanirahako milisy any eo koa :twisted: :twisted: :twisted:
Izay tsy faly mimbotsina fa ny anay dia basy ihany ny ady eo, izay manohitra anay dia any am-ponja ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 19/05/2010 18:05
