Miandry anareo ao @ RDV ary izahay raha hifampitana e

1. ramarosokina ( 19/05/2010 23:49)
Koa manentana ny Malagasy mpiray tanindrazana izahay , izay rehetra mahatsapa ny tsy rariny ankehitriny miseho eto amin'ny Firenena sy ireo namaly antso nataon'ireo Sous-Officier FIGN , ho tonga eo amin'ny MAUSOLEE Arret 194 rahampitso 20 Mai 2010 amin'ny 8 ora hiara-hientana aminay.
Fa izao fotsiny hanao corp à corp izaho sy Raymond ahoana sahy ve ianareo sa combat à mort io???.....
répondu par bekiraro le 20/05/2010 11:36
2. pikatti ( 19/05/2010 23:50)
Ialahy efa tsy afaka mandeha io ve ahavita inona eo e :-D :-D :-D
3. diloo ( 19/05/2010 23:58)
Ntss!
Izany sokina izany nge lery, mibontsona sur place toa ny ny baolina kitra e!
Na ny tsilo kelin-damosin'elah iny tsy makaiza: vao miainga fotsiny ny brodequins ny FIGN dia mifitsaka elah.Tongava any hifanandrana fa elah nge lety izao efa tsy MADIO intsony fa MALOTO e! =))
4. pikatti ( 20/05/2010 00:01)

Mivoaha tao dieny izao ary lisany raha hanao aminay e, efa mianndry ry zalahy 8O 8O
Tezitra eo ndray nedala io radiloo :-D :-D savony MALOTO mampaniry volo-tsokri :lol:
5. zefalahy ( 20/05/2010 00:05)
raha hanao duel ihany ialahy ry ramarosaona sy col raymond dia @ 8ora maraiana ka izay resy dia alevina ao @ mozolé ,ary za zefalahy no mandevina velona an'izay maharesy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Radidier ( 20/05/2010 00:06)
Avoahy i tonton Ambroise fa aza manao adin'ny kanosa Rajoelina and co, tsy mahamenatra anreo ve ny lazain'izao tontolo izao hoe sankalité e
Tsy voasakanareo intsony izao ny fitakiam-bahoaka , nototohanareo fotsiny ny fahamarinana, anefa izany no takianan'ny FIGN
7. pikatti ( 20/05/2010 00:15)
Ahoana deba a, ahetseho koa ny agent dormant-nareo e :roll: :roll: kotabay ao ny akamanareo raha te hirekipera ny investisseMANTA ihany bainn :lol:
8. ramarosokina ( 20/05/2010 00:26)
Tsy misy matahotra eto e, fa angaha raha manao an'iny cagoulekely iny dia hampitahotra anay e, tonga ny ahy dia tifiriko hoatran'ireny mpiara-dia taminay nihanika ny lapa ireny fotsiny indray dia ianareo samy ianareo ihany no hakarinay tribonaly :twisted: :twisted: :twisted:
9. pikatti ( 20/05/2010 00:26)
Hay ve hihaiky ihany e :idea: :idea: :idea:
10. Rajakoo ( 20/05/2010 00:33)
Mampitandrina mafy dia mafy anao aho ry Atoa Alain Ramaroson ,RAHA MISY IO VONO OLONA IO DIA TSY MIALA AMINAO IZAHAY
11. diloo ( 20/05/2010 00:43)
cagoulekely

Aza miseo milay fa ny kagolin'elah ve! Ntss condum fanaovan'elah amin'i Kolonely Ra8 mpanelaka iny no mba hanaovan'elah. Aiza moa elah no tsy tazana ny lohan'elah mifono condum no sady sepotra koa en +.=))
Tena MALOTO marina elah kle! =))
12. diloo ( 20/05/2010 00:45)
Ademaka ndray aloha ry zalahy o!
:-*
13. bekiraro ( 20/05/2010 11:36)
Ary toa tsy tazana nanao kombaka taoa akory ingahy Ramaroson :?: :?: :?: :?: be vava fotsiny, aiza ialahy rangahy ty a, miandry anao Col Raymond Guevara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512