Hafatra kely ho an'i Col Ravalomanana sy Nathalie Rabe

1. ramarosokina ( 18/05/2010 13:16)
Mangina kely hoe ny vavanareo roa sao hanirahako milisy any eo koa :twisted: :twisted: :twisted:
Izay tsy faly mimbotsina fa ny anay dia basy ihany ny ady eo, izay manohitra anay dia any am-ponja
novalian'i bazylou ny 19/05/2010 18:05
2. zefalahy ( 18/05/2010 19:33)
managina mon general fa maha vexatoire izany propos anao izany mon general
3. diloo ( 18/05/2010 23:29)
Vexe be nga toa ry zefa tsy manao ilay tenue colonel, fa tsy mety ho jeneraly.

I toi anie milaza fa vexatoire anefa ny complet-n'ny toi mamirapiratra be.

Sao vexe ndray fa ilay veste complet gris flash fashion, toa karazana veste sexy panelaka kle!=))
4. pikatti ( 18/05/2010 23:38)
Sao vexe ndray fa ilay veste complet gris flash fashion, toa karazana veste sexy panelaka kle! =))

Vexé eo koa lery :-D :-D rabitro azy ty efa mandefa virus eran'ny tanàna fa tsy mandaitra =)) =))
5. diloo ( 19/05/2010 07:28)
mandefa virus

Miakatra orona izao i Ndefo, dia hoy lery hoe:
Ka mivioriso (kamiviombio) hiha lekely sankiloty tsy niantse toy.=))
6. tsimatimanota ( 19/05/2010 09:30)
faly aho
tena faly aho
7. falyfenosoa ( 19/05/2010 10:55)
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e!
8. AndriambyII ( 19/05/2010 14:38)
falyfenosoa:

Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e!


Je dirai méme plus " ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina "
9. AndriambyII ( 19/05/2010 14:39)
:lol: :lol:
10. bazylou ( 19/05/2010 18:05)
efa lasa lavitra mihitsy ry andriambyll fa misy akoho miverina zany mle aza, loooll :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515