Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabehevitra1, milahatra araka ny daty
rabehevitra1 ( 16/03/2009 20:27)
radio fahazavana
miheno radio mada sur interent izahay dia manambara ireo GP eny iavoloha fa hiteny matetitetika ao @ radio fahazavana ry zareo en cas ou.Donc soa mba misy mahita liens azafady? na mba mitantara izay ... tohiny
novalian'i litika ny 16/03/2009 23:47
rabehevitra1 ( 16/03/2009 18:13)
lasan'ny mutin ny palais ambohitrohitra
manomboka dem1 ny mpomba an'i ra8 sy ny ara dalana dia manao sit in eny,aza havela hisotro rano mihitsy na dia ny iray andro monja aza sady tsy sahy hitifitra ireo i ra wiwi efa nanomeha toky fa tsy m... tohiny
novalian'i Andribe ny 16/03/2009 20:27
rabehevitra1 ( 16/03/2009 16:37)
izao ve no atao hoe fanjakan'i tgv
vakin'ny miaramila ny banky foibe,tofirin'ny ao @ palais ambohitsorohitra,doro trano ,fangalarana isan tsokajiny. :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:14
rabehevitra1 ( 16/03/2009 13:26)
vita ny tolona eny @ 13mai
efa lasanareo ny fitondrana,voabaikoreo ny miaramila,lasanareo ny ny ministera,efa ahazo 50millions dollars ianareo hampandrosoana ny dado koa maninona no mbola mankeny @ 13mai mitokona ianareo,avelao... tohiny
novalian'i xl ny 16/03/2009 15:38
rabehevitra1 ( 14/03/2009 17:49)
vaovao milay be
voalohany aloha dia tsy mety miala mihitsy i ra8 faharoa dia tsy sahy mankeny iavoloha ny tafika fa mbola maro ny manaraka ny ara dalana fahatelo dia nolavin'ny h.c.c ny fanonganampanjakana,fanina t... tohiny
rabehevitra1 ( 14/03/2009 15:37)
tsy misy miala eo
tsy sahy hikitika an'i filoha mihitsy ireo mutin ireo ,vonovorona no betsaka ,ary tgv efa zatra an'io ultimatum.mila tohan'ny vahoaka maro ny filoha indrindra hiaro ny palais fa izao resaka izao tsy m... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 19:06
rabehevitra1 ( 14/03/2009 15:02)
utimatum 4h efa lany
mahazendana mihitsy ity resaka politika eto mada ity,izao indray i tgv dia mipoitra indray satria ve ny tafika manaraka azy ?... tohiny
novalian'i yuka ny 14/03/2009 15:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007