Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rabeflorian, milahatra araka ny daty
rabeflorian ( 31/08/2006 10:27)
Mangataka fiaraha-miasa hitory ny Filazantsara
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'I Jesoa Kristy. Manana asa lehibe ho fitoriana ny filazantsara izahay ary hatomboka amin'ny fitoriana ho an'ny mpiara mivavaka sy ny iray tanĂ na izany a... tohiny
novalian'i prime ny 07/09/2006 11:15
rabeflorian ( 23/05/2006 12:25)
ny zava-dehibe indrindra ho an'ny olombelona
Maro isika no tsy mahalala na koa mety ho diso hevitra eo amin'izay zavatra tokony han-danja indrindra eo amin'ny fiainantsika.Indraindray dia variana amin'ny ady hevitra tsy misy vokany ka samy mizir... tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2006 12:29
rabeflorian ( 13/04/2006 09:19)
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao
Didy lehibe faharoa izany "fitiavana ny namana tahaka ny tena" izany raha ny fanambaran'I Kristy. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe: MOA TIA NY TENANTSIKA VA ISIKA? Raha tsy tia ny tenantsika isika di... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:06
rabeflorian ( 27/03/2006 06:11)
Ny lalam-pamojena
Inona marina no tokony hatao raha te ho voavonjy ka hanana fiainana mandrakizay? Ny soratra masina dia milaza fa ny fahafatesana na fahaverezana mandrakizay no tambin'ny ota ary samy efa nanota avoko... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:31
rabeflorian ( 17/02/2006 10:44)
Handeha hifanome-tanana hitory an'I Kristy
Manana tetik'asa hitoriana ny filazantsara @ alalan'ny sarimihetsika izahay , ary manofana ny olona vonona ho amin'izany .Koa raha misy liana dia raisina antanandroa. antsohy ny 0331148311. Misaotr... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/02/2006 00:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0681