Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ra8enforce, milahatra araka ny daty
ra8enforce ( 23/05/2009 23:15)
rapport de force
araka ny dinika misy ankehitsiny dia misy ny atao hoe mouvance avy AREMA,CRN,NY HAT aty TIM sy MFM.Raha ireo no jerena dia mizara ho efatra mazava,nefa hita hoe maivana be an'i tim ireo... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 02:52
ra8enforce ( 14/05/2009 08:47)
mangataka an'i tgv izahay mba hilatsaka ho fidiana e
Madagascar: Rajoelina conditionne sa non participation à la présidentielle (13-05-2009) - Le chef de la transition à Madagascar, Andry Rajoelina, a fait savoir mercredi qu'il ne serait pas candida... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 14/05/2009 12:46
ra8enforce ( 17/04/2009 21:59)
efa tonga eto dago i ra8
fanina mihitsy ry tgv sy ny capsat mandefa miaramila eny ivato hoe hitsena an'i ra8 nefa izay efa eto dago t@ alakamisy niaraka delegasion sadeky.Adinonareoa angaha fa i ra8 anie t@ 17mars efa tany sw... tohiny
novalian'i Oay ny 18/04/2009 12:03
ra8enforce ( 11/04/2009 18:56)
matahotra mafy e
Tena mibaribary fa matahotra mafy ny fiverenan'i ra8 ny hat satria tsy manaiky ny hiverenany ry zareo .Mbola aiza no ahazo e,ny gouvernement tsy mety complet,ny vola tsy misy,ny eny ambohijatovo tsy m... tohiny
novalian'i xxx ny 11/04/2009 20:28
ra8enforce ( 09/04/2009 19:25)
miala any.....
manimanitra ny fiverenan'i dada izy izany an,mhhhh ho masaka ihany ity lohan'omby noketrahana ity,sorohy tsara ry zalahy eny ambohijatovo ny hafo kely sisa. :* :* :* :* :* :* :* :* :* ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 20:03
ra8enforce ( 05/04/2009 19:10)
miharitra kely sisa dia ho vita ny tolona
Dans un communiqué daté du 5 avril, les officiers et militaires "légalistes" dénoncent les "brutalités et abus exercés par certains militaires sur les civils". Ils annoncent prendre les mesures ... tohiny
ra8enforce ( 03/04/2009 12:03)
miha mitombo ihany ny adverse an'i tgv,mboloa hoaiza e
Tourmente à Madagascar Andry Rajoelina accuse l’île Maurice Le président de la Haute Autorité de Transition (HAT) malgache, Andry Rajoelina, vient d’accuser le Mauricien Prega Ramsamy d’... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:50
ra8enforce ( 02/04/2009 20:04)
dince manalaza azy vita gadra teny ambohijatovo
izao indray no dince fanao rehefa avy nigadra ka nahazo grace presidentielle http://www.youtube.com/watch?v=zqB4jlYZAvo... tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 20:51
ra8enforce ( 01/04/2009 16:07)
proposition TIM syMFM
tena interessant be le hoe averina president r8 na dia symbole ihany aza fa ny premier ministre no mitondra ny baolina dia mahazo fanampiana,ny interet ny etat no jerena fa tsy ny any ampaosiny mpanoh... tohiny
novalian'i fanou14 ny 02/04/2009 07:40
ra8enforce ( 31/03/2009 06:08)
premier alerte pour le capsat
En espérant qu'il sera suivi par beaucoup d'autres source : madagascar tribune > Politique Armée malgache Un sous-officier appelle à la prise de responsabilité mardi 31 mars 2009 ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 11:43
ra8enforce ( 30/03/2009 18:57)
mba mahagaga
i ra8 president lanimbahoaka,reconnu eran'izao tontolo izao,na ny resaka contrat rehetra momba ny minier dia contrat legal,ka fomba ahoana moa no ahafan'i tgv mikitika an'io contrat io nefa a titre tr... tohiny
novalian'i bozzy ny 31/03/2009 01:27
ra8enforce ( 28/03/2009 08:15)
mpokina tsy mpokina eo ambohijatovo
nandalo teo izahay io maraina io fa dia efa maro be no eo ambohijatovo @ izao ora izao,ary mbola maro ihany koa ny en route hitanay ,efa misomebiseby ny vahoaka f'efa akaiky ny fandresena,efa atomotra... tohiny
novalian'i endrika01 ny 29/03/2009 13:47
ra8enforce ( 27/03/2009 20:56)
efa madiova ho vita ny baolina
efa kely sisa dia hoavy dadanay, :-D :-D :-D ho lasanay ny 13mai handihizanay place democratie ,higrevy izahay mandra piala an'i tgv :-D :-D :-D :-D tohizo ny lalantsika ry tim (l) (l) (l) ... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/03/2009 16:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0226