Liste des messages

Liste des messages, inserés par njara2007, par ordre de date
njara2007 ( 23/03/2009 14:59)
i Coutiti Angaha gadra politika??
Azo hinoana 100/100am'zay fa ho raikitra ny rombo eto DAGO. Horaikitra ny gidragidra satria tafavoaka ireo izay azo lazaina fananao "Crime Contre l'humanité teto Madagasikara". Ho feno olona tsy ho e... suite
répondu par pitchou le 24/03/2009 08:44
njara2007 ( 19/03/2009 14:52)
Toetra mamohetra no ampiharin'ny sasany........
Sans attendre une nomination de la part de la Haute Autorité de la Transition (HAT), l’ancien député d’Antsirabe I, Ratoabolamanana Merci, alias Ramerci, s’est autoproclamé maire de la capit... suite
répondu par fijo le 19/03/2009 21:37
njara2007 ( 18/03/2009 05:56)
Tokony hifankatia ny samy Malagasy
Andriamanitra ô tahio ny tanindrazanay!! io no hany ambetin-dresaky ny Malagasy tsirairay nandritra izao krizy izao. Dia ho izao tokoa ve no atao hoe valim-bavaka? sa kosa hiteraka korontana indray??... suite
njara2007 ( 17/03/2009 14:03)
Sao mba tsy rariny kosa eh:cry:
Na tsy tia an'i Filoha ra8 aza ny tenanay; ary na izany aza dia tokony ho tadidin'ny Malagasy tsirairay ihany ny tsara nataony; [img]http://www.sobika.com/v2/img/marc.jpg[/img] MISAOTRA ANAO TAMIN'... suite
répondu par fijo le 17/03/2009 23:27
njara2007 ( 07/03/2009 10:57)
Fa inona moa no mahatsara an-dra8 eh......
Mahagaga sy dradraina matetikafa tena tsara ra8. Lazain'ny sasany fa nahavita zavatra betsaka no Ingahy Didier RAX hono...... ka hoy aho hoe tantarao hoe ny zavatra tena vintany mihoatra io Rangahy te... suite
répondu par bazylou le 07/03/2009 18:01
njara2007 ( 04/03/2009 12:22)
Ravalomanana no Filoha mahalatsaka indrindra.....
- Ra8 no filoham-pirenena tena mahalatsaka indrindra hatramin'izay naha tany an'ny Madagasikara.(MAP me) - izy no filoha voalohany indrindra ka hoe bandy kely 34 taona d mahakorontana azy :-D :-D... suite
répondu par kasimodo le 04/03/2009 15:14
njara2007 ( 13/02/2009 05:58)
Mijaly ny vahoaka; inona no vahaolana atolotrao
Mihasarotra andro aman'alina ny krizy eto Madagasikara; ny sasany anefa variana mifandrafy fotsiny; amiko tokony hitady solution faran'izay haingana indrindra: Solution 1: Tsapa sy Hita fa tena mbola... suite
répondu par lemenakely le 13/02/2009 13:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8847