Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nikah, milahatra araka ny daty
nikah ( 17/05/2013 08:32)
progesterone
Hono hoah azafady mba saika hanotany zay mahalala,Azo atao v ny manao progesterone 500mg injectable sahady am 1er mois de grossesse?????Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i 5laody ny 21/05/2013 16:46
nikah ( 17/06/2009 10:57)
mitady namana gasy any londres
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ sera2 sy ny namana any Londres.Handalo any volana vitsivitsy ka mitady namana gasy ee! Dia misaotra mialoha indrindra.... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/08/2009 12:53
nikah ( 17/01/2009 12:14)
perikopa 2009
faly miarahaba atsika rehetra ooo! Sao de mba misy afaka manome perikopa 2009 eto @ serasera kay azafady ?na ilay mofon'aina sekoly alahady @ mampiely baiboly ireny ooo. Dia misaotra mialoha indrind... tohiny
novalian'i berainy ny 27/02/2009 15:04
nikah ( 01/12/2008 11:48)
Enfant de Jesus
Miarahaba ny rehetra! Sao mba misy afaka manome ny tononkiran'ny Enfant de Jesus n'ny Les Adelines .Misaotra indrindra mialoha.... tohiny
novalian'i nikah ny 03/12/2008 07:40
nikah ( 07/11/2008 10:14)
site asa sy fampaherezana na toriteny
Manahoana daholo,sao dia mba misy afaka manome adresse site ,misy toriteny na fianarana baiboly na asa sy fampaherezana. Dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Drie ny 28/11/2008 08:25
nikah ( 29/08/2008 11:01)
Fitsangatsanganana Baalbek Liban
Ny Fiombonan'ny Mpiara-mivavaka Malagasy eto Liban (FIMPIMALI) ,dia manasa ny Malagasy tsy ankanavaka eto Liban mba hiara-mialavoly @ fitsangatsanganana izay hatao any Baalbek ny Alahady izao. Ny fia... tohiny
nikah ( 15/08/2008 08:02)
nofy
O ry namana a!halina tsy nahita tory aho raha tsy efa t@ 3 na 4 maraina angamba iny,avy eo dia nanonofy olona milahatra bdb milanja faty mitanjozotra,tsy faty iray ihany an!Fa nisaiko ilay izy dia teo... tohiny
nikah ( 14/08/2008 15:44)
Sary aloalo,sy ny dikany
Nifanena t@ olona izay aho ary manao ankanjo misy sary aloalo izy.Tonga dia hoy aho,made in Madagascar ty akanjonao ty.Dia hoy izy hoe oui, novodiko tao paris ty hoy izy ,fa ahoana no nahalalanao azy,... tohiny
novalian'i nikah ny 25/08/2008 11:20
nikah ( 02/08/2008 07:22)
Tsy miteraka
S.O.S. Sao mba misy azonareo anampiana. Manana namana izay aho,tsy mety mahazo zaza hatr@ zao,vao avy nodidina fibrum efa ho 3 taona zao,ilay dokotera anefa t@ izy avy nodidina dia nilaza fa possible... tohiny
nikah ( 28/05/2008 11:35)
Fampihenana kibo
Sao mba misy afaka manoro hevitra @ fampihenana kibo ankoatry ny manao abdomino ?????... tohiny
novalian'i arialy ny 01/07/2008 10:25
nikah ( 08/01/2008 12:33)
Io no Didy
Slt!Mba mangataka ny tonon'ilay hira "Io no didy"an'ny Les Adelines azafady... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.8547