Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i nani, milahatra araka ny daty
nani ( 14/10/2011 19:33)
Document alefa any dago
Bsoir daholo ! izaho dia mitady olona ho any dago alohany 1 Novembre ,ampitondraina document . Mba ilazao ry reto raha mahafantatra ianareo an . Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/10/2011 10:16
nani ( 17/09/2010 20:58)
Passport biometrika
Manahoana daholo !!!!! Saika mba hanontany kely , ho an izay mahalala anie azafady hoe mety hafiriana ny vita ny passport biometrika ao Paris. Marihako fa ho an zanako ilay izy , zaho efa manana tami... tohiny
nani ( 25/10/2006 12:20)
Zany marina ve ilay atao hoe fitiavana ?
Tsy fantatro izay hevitrareo fa tantaraiko aloha ny zavatra henoko . Raha hanorina toka-trano hono ny olona anakiroa , ka efa tena nifankatia tokoa zareo vao nanapa-kevitra , zany hoe toka-trano ahor... tohiny
novalian'i pimaso ny 29/11/2006 13:30
nani ( 11/01/2006 09:09)
Ny hevitrao no andrasako !
Salut daholo ! Raha misy ny zavatra faran izay manahirana ahy indrindra ny mieritreritra azy de anisan izany ny hoe " misy marina ve ilay atao hoe anjara ? " Ohatra iray , raha misy olondroa mifa... tohiny
novalian'i nani ny 13/01/2006 17:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4544