Liste des messages
Liste des messages, inserés par mpanakiana, par ordre de date
mpanakiana
(
06/06/2007 13:10)
Free dago??
Efa misy manana abonnement free v any dago sa mbola aty ivelany iany no misy alou,raha efa ,nisy d t@ oviana no nivoaka???...
suite
répondu par DotMG le 07/06/2007 05:52
mpanakiana
(
09/02/2007 10:27)
dress mail
Asa ra azo atao fa mba mangataka fanampiana aminareo aho hoe ra azo atao misy fomba v no azo amonoana ireny adress mail ireny ahy ilay izy fa tsy tiako anoratan'lay ol intsony!!
Misaotra mialou...
suite
répondu par wooda le 18/02/2007 02:33
mpanakiana
(
24/10/2006 13:24)
adoption
Bnjr!!saika mba mila fanampiana aminareo aho ra azo atao fa izay no mahanamana;
Tsy zany fa zao mba zvtr saika hanontaniako,za mipetraka aty france fa saingy ny casko clandy aho eto efa 4ans d zao na...
suite
répondu par fijo le 10/11/2006 22:11
mpanakiana
(
18/02/2006 06:34)
Divorce
Mba misy namako zay manana olana aratokantrano,
izy mo miasa ao la reunion (zay no nitondrako an'lay hafatra fa dia tsorina fa tsy manana ttsy izy ao)
Efa ho 4 taona latsaka zay no niasany tao,raha ...
suite
répondu par fijo le 03/03/2006 04:37
