Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mirana5, milahatra araka ny daty
mirana5 ( 20/06/2009 22:20)
crème pâtissière tsotsotra???
Ary ahoana no mba fanaovana crème pâtissière araky ny doses tsy m' râter ?... tohiny
novalian'i maryline ny 25/06/2009 16:54
mirana5 ( 20/02/2009 17:54)
MBA HITANAREO VE?
Handray kosa ny ataon'ny miaramila manosihosy ny olona tsy mana-tsiny fa mandeha eny an-dalam-be jereo ange ny @ TV GASY é Efa fanjaka'ny baroa mihitsy zany ny any Fianarantsoa zany! MAMPALAHELO L... tohiny
novalian'i Fanampy ny 24/02/2009 12:18
mirana5 ( 12/10/2008 16:05)
Ambatovy embauche!
Hitanareo ve ny antso avo hiasa any Ambatovy hitrandraka cobalt sy nickel? Jereo ao @ MADAPLUS ny début d'embauche @ 17 Octobre zao ao Paris sy ao Marseille hono é! MAHITA NY TANDRIFIN ' AZY ... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/10/2008 16:10
mirana5 ( 19/05/2008 20:00)
Inona kay ny atao hoé raisina dekona?
Zà katolika fa misy havako hono noraisina dekone, ka mba tiako ho fantatra marina inona ny dikan'io ary inona ny asa atao @ zany eo @ lafin'ny finoana? Misaotra @ fanazavana mety ataonareo !... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2008 10:23
mirana5 ( 07/01/2006 20:55)
aiza no misy
Mba liana aho mba te hahita sy hihinana voasary fihina-kodiny oatran'ny tany Dago taloha ela b mbola misy ve ireny ry reto?, dia aiza no mety misy eto an dafy?... tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/01/2006 19:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0212