Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i miandrianao, milahatra araka ny daty
miandrianao ( 08/07/2005 07:30)
ohabolana sy fomba fiteny diso kanefa olon-dehibe no mikabar
Fantatra fa lafo ampitsangana isika raha ny teny-drazana ary afangaro @ han'ny hafa:"ka lasa tambavin-dratia laza ka mabotrabotra ny any ivelany fa mahafaty ny ..." Ireto misy foma fiteny diso!ka n... tohiny
novalian'i Bocassa ny 26/08/2005 16:17
miandrianao ( 03/07/2005 13:23)
AZA EKENA RY NAMAKO FA NY TSY FAHOMBIAZANA DIA ANJARA!
Manahona, Misy olona diso hevitra tsy haiko na izao no diso fahalala koa angamba fa ny anjara amiko dia tolotra sady azo hatsaraina raha ara-bakiteny dia anjara ny maso hoatra ny mijery hazo hatrara... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/07/2005 11:38
miandrianao ( 08/04/2005 12:20)
inona ny fanapahakevitra raisiko! raha misy tokoa?
tsy ny fitafiana kay latia no hahafatarana ny olona,nasaiko nividy phone ilay sipa mba hiresahana@halina misy tarifa mora mantsy @dacom ilay antsoina hoe"cool"tsy mbola nahazo laharana izy efa ela lo... tohiny
miandrianao ( 04/04/2005 13:15)
filaharana tao @pitsabo
Maro be ireo pilahatra ho ao @ity pitsabo ary nisy tovolahy iray efa t@valo no niandry kanefa 11ora izy vao tonga ny laharany rehefa natao anefa ny fizahana sy nanotaniana ny @ny"inona no marary a... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.12