Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mia, milahatra araka ny daty
mia
(
01/02/2009 04:47)
mivavaha
Mivavaha ry zareo hoa an'i gasikara an!! tena efa tafahoatra loatra ny adilahy politika ao dia ny mahantra foana no misolo vaika ny akalana, tsy misy asa, tsy misy ho anina , tsy misy ho tafiana.
A...
tohiny
novalian'i rahery08 ny 05/02/2009 17:40
mia
(
26/11/2008 21:51)
Batisa na batemy
Raha aminareo inona no dikan\'ireto andinin-tsoratra masina ireto?
Izaho dia manao batisa anareo amin\'ny rano ho amin\'ny fibebahana ; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy mendrika...
tohiny
novalian'i coopsal ny 09/12/2008 16:20
mia
(
21/11/2006 20:36)
hira tsy misy reharehako
Mba mangataka ny tonon'io hira io raha misy manana azafady o!hira fanampiny angamba izy io raha tsy diso aho.
Misaotra:D...
tohiny
novalian'i mia ny 22/11/2006 16:34
