Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mandinika, milahatra araka ny daty
Mandinika ( 26/07/2017 09:03)
Temoin De Jehovah
Aty Aminay Misakan-dalana isak asabotsy no ataon'ireny vavolombelon jehovah reny nef ny olona ef sorena vao mahita azy ireo... tohiny
Mandinika ( 26/07/2017 09:00)
Temoin De Jehovah
Aty Aminay Misakan-dalana isak asabotsy no ataon'ireny vavolombelon jehovah eny nef ny olona ef sorena vao mahita azy ireo... tohiny
Mandinika ( 09/07/2017 04:22)
Ny Fahasalaman'ny Mponina Aty Ambanivohitra
Toa mahakivy tokoa ny miaina raha mijery ny fiainan'olona ankehitriny indrindra fa ny aty ambanivohitra noho ny fiovaovan'ny toetr'andro izay nanimba ny vokatra ary miteraka trangan javatr samiafa ka ... tohiny
mandinika ( 25/02/2005 23:52)
Une petite blague
Le café c’est comme une femme, au début ça excite mais après ça énerve.... tohiny
mandinika ( 26/01/2005 23:32)
Maninona kay ianareo lehilahy?
Maninona kay ianareo lehilahy ato @ serasera raha vao mba sympa aminareo le sipa dia ny mikoty avy hatrany no ataonareo na tsy mbola hitanareo akory aza ny sariny. Tsy ny lehilahy rehetra ato akory an... tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2005 14:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012