Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i manantsoa, milahatra araka ny daty
manantsoa
(
04/12/2006 15:51)
Tsy mitovy tokoa ny ronono sy ny lalàna
Nalaiza be tamin' ny fiandohan' ny propagande ilay fitenenana fa tsy mitovy ny ronono sy ny lalàna.
Marina tokoa izany fa noporofoin' ny vahoaka tamin' ny 3 desamdra ny maha samy hafa azy ireo .
...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:49
manantsoa
(
22/11/2006 03:55)
Mpanohitra mifanohitra = miady an-trano
Mahavariana :
Misy kandidà mahay ny lalàna ary milaza fa ara- dalàna dia ara- dalàna ny fanaovana ny fifidianana amin' ny 3 desambra 2006 . Ny hafa anefa milaza fa tsy ara - dalàna .
Misy kandi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:14
manantsoa
(
22/10/2006 06:13)
Kandidà iray mpivaro-pananana
Misy kandidà iray malaza mpivaro-pananana :
- namidy ny ampahany tamin' ny orinasany . Nozarainy tamin' iza ny vola vidin' izany hanaovana asa fampandrosoana ?
- Ho amidiny ilay vorombe manan'elatr...
tohiny
novalian'i manantsoa ny 28/10/2006 12:27
