Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mahni, milahatra araka ny daty
mahni ( 29/08/2007 11:44)
JAVA NATIVE INTERFACE
Bonjour, Avec JNI, j'ai tenter d'utiliser les méthodes contenu dans les dll de windows(user32.dll) mais je ne comprend pas pourquoi j'ai toujours cette erreur: java.lang.UnsatisfiedLinkEr... tohiny
novalian'i xxx ny 29/08/2007 14:31
mahni ( 17/09/2006 08:08)
RESEAUX SY NY ATERINA ETO
ô ry zareo ah! tairo mba atoroy fika za mba hahafahako mianatra Réseaux (administration ) rapida b sy ny pitsopitsony rehetra momba ny connexion. marihako fa efa bacc+3 za zao ary 1 ans nanaova... tohiny
novalian'i fabio ny 16/10/2006 12:58
mahni ( 22/07/2006 05:43)
MBA VONJEO!!! Visual Basic 3
mba vonjeo fa mila logiciel VB3 za fa misy code sy form ary module tsy mety mivoha am VB5 sy 6 aty amiko nefa mihatra aman'aina mitsy satria tsy ho vita ny mémoirako. tsy koi na vidiko aza. ty ny ... tohiny
novalian'i fraz ny 28/07/2006 09:47
mahni ( 24/06/2006 09:42)
Circuit imprimé
efa ela iany izay no niketriketreako CI fa mbola tsy afa-po mihitsy za! simba foana ny plaquette (plaketin'ny National) lanin'ny asidra. Nefa manomana mémoire ny tenako ka mila manao interfaçage PC ... tohiny
novalian'i mahni ny 08/07/2006 04:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0065