Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i luz, milahatra araka ny daty
luz
(
19/04/2004 14:06)
manimba ny toaka
tadidio fa "tempolin'Andriamanitra" ny vatanareo ka aza homena poizina izy...
Ny saina vizana ny vatana reraka sy simba ka atao inona koa ny mampijaly tena amin'io...
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 29/04/2004 23:29
luz
(
19/04/2004 13:54)
quelle horeur
misy ny patron na ny zanaky ny patron miaraka sy manao firaisana ara-nofo mihintsy @ mpiasa tranony vavy... quelle horreur!!
Vos impressions...
...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:35
luz
(
19/04/2004 12:59)
pillule contraceptive
Miarahaba ny rehetra
Ny fihinana pillule contraceptive hono dia azahona cancer du sein - de l'utérus ary mety tsy bevohaka intsony raha tsy mihinana azy aza...
Marina ve izany!!
Misaotra...
tohiny
novalian'i hendry ny 23/04/2004 14:23
