Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lunahdemada, milahatra araka ny daty
lunahdemada ( 21/09/2010 08:03)
ny fisoratam panambadiana!!
aiza ho aiza ny tena heriny fa toa tsy mba hasian ny sasany dikany akory izany!!! toa hoe tsy mahazo anjara amzay fanana niarahan izy mivady nihary akory hono fa dia ny mpandova no manjaka indrindra m... tohiny
lunahdemada ( 21/09/2010 07:58)
VADY LEGITIME
raha maty ve rangahy, manana anjara am fananana niarahandry zareo niary ve ramatoa!!! ahoana le kitay telo andala toa hoe misara belona vao manankery!!! mimtaky ny anjarany ilay zaza natsangany, tsy m... tohiny
novalian'i fafane ny 20/10/2010 12:11
lunahdemada ( 21/09/2010 07:54)
vady vita soratra!
aona kay ny hevitrareo am vady vita soratra? maty ny dadako 6 taona lasa izay! manan janaka hafa reny aminay izy ary mpandova ara dalana, mitaky io anjarany io iz ankehitriny ary tsy nanda izahay fa n... tohiny
novalian'i bazylou ny 12/12/2010 19:07
lunahdemada ( 21/09/2010 07:49)
ampio fa mijaly
aiza ho aiza kay ny toerana misy ny vady vita soratra raha toa ka maty ilay rangahy, ahoana ny fananana niaraha niary? manana zoky hafa reny aminay izahay ka mitaky ny anjara lovany izy voasoratra ao ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 20/01/2012 15:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0064