Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lucfre, milahatra araka ny daty
lucfre ( 02/09/2006 05:58)
bizina
Salut ! Efa nampidirinay ilay sary nefa tsy nipotra, sa misy fomba hafa fampidirana azy? sa inona no tokony atao? ... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:40
lucfre ( 01/09/2006 14:12)
bizina
Ahoana no hijerena ny photo ao anaty bizina sy hamataran'ny olona fa misy photo ny bizina nalefako. Ny bizina napetrako t@ 25/08/06 koa mba tiako hofafana, fa soloiko an'ilay androany.... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 08:07
lucfre ( 01/09/2006 13:19)
Bizina
Ahoana no tsy mivoaka hatramin'izao ny bizina nalefako maraina nefa voalaza fa efa voaray miaraka @ photo?... tohiny
novalian'i hery ny 01/09/2006 13:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072