Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lionnelia, milahatra araka ny daty
lionnelia ( 13/02/2009 01:58)
FIBROME INTERSTITIEL 5 cm
miarahaba daholo! T@ soritr'aretina na symptomes maromaro sy ny echo no nahafantarana fa misy fibrome ineterstitiel 5cm izay tsy fantatro hoe aiza ho aiza eo @ utérus izy io fa de nitarika 2 fa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 21:24
lionnelia ( 18/01/2009 15:48)
emeteur VIVA
vaovao farany nalain'ny teo anivon'ny fitondrana teny Ambohimitsimbina emetera zay mampandeha ny televiziona VIVA. dia hafanafana mhitsy zany ny politika @ taona ity, ary dia misy ny andrimasom-pokon... tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 10:33
lionnelia ( 18/01/2009 12:28)
tsy fahazoana zaza
mba toroy hevitra 28ans efa niterak 1 aho tam 2007 saingy ny jour d'accouchement vao fantatra hoe tsy azo. taorian'izay de in-2 hafa-jaza, 1 volana mahery kely ilay afaka voalohany ; 2volana ilay af... tohiny
novalian'i lepa ny 15/04/2009 06:13
lionnelia ( 18/01/2009 12:13)
mety mbola hiteraka be zah
bonjour daholo! bevoka efa plus de 3 mois aho t@ 2005 nohon'ny tsy fananako atom-pivelomana azo antoka dia nalàko le izy natao anestesie général tany @professeur iray. heritntaona taorian'io dia... tohiny
lionnelia ( 18/01/2009 11:36)
fanalana tsemboka helika
bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofo... tohiny
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:54
lionnelia ( 23/08/2007 14:26)
BAHAMAS
salut daholo e! mba ahoana re r'ireto ny fahitanareo an'ity resaka bahamas mba tena mila confirmation an'izay mahalala fa izahay izao tena efa anisan'ilay voaray mihitsy nefa matahotra sao dia tsy ... tohiny
novalian'i rmbary ny 23/10/2007 22:47
lionnelia ( 30/07/2007 20:56)
tami-3
mba mangataka ny hiran'ny Fakr le we t@ 3, hiran'ny TAFITA (delestazy) hiran'ny dedesse ( ny aty) misaotra tompoko... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0184