Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i linarako2, milahatra araka ny daty
linarako2 ( 08/06/2007 22:38)
Raha fivavahana dia alefaso,raha toa tsy izy aoka ihato
Angamba tsy misy vola aloha ny mandefa sy mizara izay fahaizana noratovony amin'ny fivavahana.Tato ato dia tena tsy lasa mihitsy.Efa nisy nitaraina ihany hoe toa mivoana izy izany kanefa dia ny eo iha... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:56
linarako2 ( 01/06/2007 17:50)
Mahazo alalana hihaona amin'i kristy ve ireo olona talohany?
Mba mampieritreritra ahy ihany ity tenin'i kristy ity. "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy olona mankany amin'ny Ray hafa tsy amin'ny alalako." Dia ahoana izany ireo olona maty ta... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 22:40
linarako2 ( 31/05/2007 12:39)
Mitebiteby ve ianao rehefa mieritreritra ny fahanterana?
Inona no teny hieritreretinao rehefa miteny hoe efa antitra aho izany! -lasa ngezabe aho,kizitina,sns. Na ahoana no teny hilazanao fa efa miha-antitra ilay olona?... tohiny
novalian'i tianalala ny 05/07/2007 08:17
linarako2 ( 09/05/2007 14:51)
Lava loatra ny anaran'ny gasy mety ve raha afohezina?
Tena nandinika ity namako niara-nianatra ahy aho dia tena kivy mihitsy.Asa aloha raha ho tafiditra ao anaty karapanondro daholo e.Aiza ve ka olona iray izy dia anarana tokony omena olona fito lasany d... tohiny
novalian'i wooda ny 17/05/2007 21:21
linarako2 ( 05/05/2007 17:59)
Aiza Ianao ry Tompo o!
Fantatro fa Andriamanitra daholo no tompon'andraikitra amin'ny fiainanako,ny anao koa fa mety tsy mino Azy ianao.Fantany ny lalana hizorako, na vao mifoha aza aho dia efa fantany ny ho ataoko. Saingy... tohiny
linarako2 ( 27/11/2006 15:32)
Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.
Daniela 10:12 Ary dia hoy Izy tamiko:Aza matahotra, ry Daniela :fa hatramin'ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenenanao teo anatrehan'atra dia reko ny teninao" Izaho... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 21:28
linarako2 ( 06/11/2006 16:06)
Moa Petera,Papa voalohany?Was Peter the first Pope?
Misy sary tsangambato iray ao Roma izay an'i Petera ka nolazain-dry zareo fa izy no Pope voalohany ka tonga miankohoka amin'ny daholo ny olona, indrindra ny vatican sy ny Pope. Araka ny finoan'ny sasa... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 11:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114