Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lanissa, milahatra araka ny daty
lanissa ( 05/04/2007 18:56)
ahoana indray ity?
misy namako zay ry zareo hono tsy mahazo manambady olona mainty8O gasy io an...ahoana ko zany?... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 08:19
lanissa ( 05/04/2007 05:53)
fo tokana
manahoana nareo mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono:roll: mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo... tohiny
lanissa ( 05/04/2007 03:46)
tena fitiavana ve?
manahoana daholo nareo, vô zao aho vô handray anjara ato @ forum misy olondroa tsy mbola nifankahita fa nifanoratra fotsiny,t@ tchat no nifankahitana de avy eo nifandefa mel... rehefa ela ny ela ... tohiny
novalian'i rhaina ny 29/02/2008 13:20
lanissa ( 05/04/2007 02:23)
faniriana
azafady re mba omeo ny tonon-kiran' i jean daps hoe faniriana raha misy mahay nareo. misaotra betsaka:)... tohiny
novalian'i rvn ny 07/04/2007 17:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1157