Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kalm, milahatra araka ny daty
kalm ( 19/10/2008 16:28)
Hoan'zay mipetraka ao Paris, na zay mahalala
Zah dia ho any dago kanefa zao: ny billet d'avion-ko dia tonga ao charle de gaulle ,ka nefa zah mbola hanova avion koa avy eo Orly vers Tana. Ny fanontaniana dia: moa ve misy buss directe avy eo cha... tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/11/2008 12:52
kalm ( 06/10/2008 20:00)
mila torohevitra
Atao ahoan re olo ny fanofana ho yahoo classik na google classik. Tsy fantako na mety io fipetraky ny fanontaniako io , fa ny tiko ho tenenina de zao: ny yahoo-ko na ny google-ko dia BETA daholo, ka t... tohiny
novalian'i kalm ny 07/10/2008 16:44
kalm ( 02/10/2008 14:40)
Hoan'zay nipetraka ao Fianaratsoa, na izay mety mahalala.
Salama daholo, Hifindra any fianarantsoa ny zanako, ka haka permis atao ho ato. Ny fanontaiana: mba misy afaka manome addresy ny auto ecole mba mahay tsara sy atokisana ve? De maharitra hafiriana ho... tohiny
novalian'i sytl ny 03/10/2008 07:36
kalm ( 28/09/2008 09:56)
Ity misy olona mitaraina mafy any dago.
Antso vonjy ho an'ny mpiray tanindrazana Lucy (25.08.2008 09:34): Izaho dia vehivavy 30 taona, manambady ary manan-janaka roalahy kely izay 8 sy 3 taona izahay. Eto Antananarivo izahay no mipetrak... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/10/2008 12:13
kalm ( 26/09/2008 12:09)
tandomerina
Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy. Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga ami... tohiny
novalian'i niryna ny 04/10/2008 01:43
kalm ( 22/09/2008 17:14)
mbola resaka fisasana ihany eo @ vehivevy
Aiza koa no mety misasa rano mafana ( zay zakan'tena io) ve sa misasa rano mangatsika? Satri betsaka loatra ny milaza fa ratsy hono io rano mafana io, kanefa zah tonga aty andafy de hoe tsara ny misas... tohiny
novalian'i laris ny 19/01/2009 08:51
kalm ( 19/09/2008 20:17)
Mitady gasy mipetraka aty Denmark
Vahiny ny tenako, tonga hianatra, te hanana namana sy te hifandray @ gasy rehtra aty Denmark.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076