Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i kaiaja, milahatra araka ny daty
kaiaja
(
16/03/2012 09:30)
MAHAVONJY VE NY ANARANA?
Faly miarahaba antsika,
Nahita aho androany t@ gazetiko laharana 4226 hoe: "YAHOSHUAH no anarana MARINA an'ilay zanak'Andriamanitra ahazoana famonjena, henoy ny Radio HFF 97.2FM isaky ny....(ora marom...
tohiny
novalian'i ranovelona ny 01/10/2014 11:13
kaiaja
(
07/03/2012 11:08)
baiboly
Faly miaraba antsika rehetra,
Ny technolojia @zao fotoana izao efa mivotra, ka ny tiako ambara sy mba angatahiko valiny @tsika rehetra. Ny baiboly @zao fotoana izao efa misy @finday ka azo atao ve ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/03/2012 05:31
kaiaja
(
06/06/2011 13:52)
MITADY HIRA
slt aiza kay no ahitana hira fa mba misy hira tiako ho tedavina
na mba toroy sit e! mercie
...
tohiny
novalian'i danbal ny 16/01/2012 17:21
kaiaja
(
30/05/2011 05:37)
5mn sekoly alahady
bjr daolo mba mangataka raha mba misy manana tantara kely mba ampianarina ny ankizy any ampiagonana rehefa alahady, za manko mpianadraikitra sekoly alahady dia indraindray efa tsy hita intsony izay la...
tohiny
novalian'i rahery08 ny 14/06/2011 08:25
kaiaja
(
27/05/2011 06:09)
Ny clip gasy
Isika ve mba mahatsapa fa ny clip gasy sasany dia toa lasa clip porno?sa hoe efa misy ny film porno dia tsy maintsy asiana ny clip porno? tena mahamenatra na dia mijery azy aza. Santionany @zany ohatr...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/06/2014 09:55
