Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kafmalbar, milahatra araka ny daty
kafmalbar ( 24/12/2005 12:31)
17decembre teo amin'ny13mai
izaho dia merina a 100% ary antananarivo tsy natao hoe hoan'ny merina irery fa natao hoan'ny malagasy tsy ankanavaka,renivohitr'i madagasikara... tohiny
novalian'i fijo ny 31/12/2005 04:39
kafmalbar ( 14/12/2005 17:10)
Izay ankizy nanao AFAFI tao andravoangy fivavahana
saika mba hanontany an'ireo ankizy nanao afafy tao andravoangy fivavahana entre 1995 a 1999,nanao tafika masina tany majunga sy tulear ka saika mba hanontany raha mbola misy mahafantatra an'ireo resp... tohiny
novalian'i Angolaina ny 11/01/2006 11:43
kafmalbar ( 13/12/2005 08:04)
ny lehilahy sy masturbation
Nisy sondage nivoaka dia hoe 90% dia efa nimast daholo eny fa na ny efa manambady aza,ka hoe misy fiantraikany amin'ny fahasalamana ve izany ???... tohiny
novalian'i Rwin ny 27/06/2014 20:11
kafmalbar ( 30/09/2005 18:18)
tena misy ve ny matotoa,angatra,lolo,biby olona
Efa mba nisy nahita angatra,sy matotoa ve oloha isika gasy eh ,matetika mantsy isika gasy mahita volana alohan'ny biby foana.Ka raha nahita ianao dia mba lazalazao eto hoe ohatran'izao sy izao no fih... tohiny
kafmalbar ( 30/09/2005 18:06)
tsy lasa intsony ity democratie ity
Tsy mandeha intsony ity democratie ity ka tokony mba hovaina amin'izay ny fomba fitantanana an'i madagasikara. 1)Tokony ho hamboarina aloha ny rova 2°)hatsangana haverina indray ny andron'i Ranava... tohiny
novalian'i pika ny 12/10/2005 10:46
kafmalbar ( 23/09/2005 17:02)
maninona ny sipa gasy no tara @ vazaha
Mahagaga fa dia miharitra mihitsy ny sipa gasy manambady vazaha lahy,nefa anie ny vazaha tsy hifikitra ny sipa gasy izany na dia lasa vadiny aza,mampalahelo f'efa voa avy any ry ranabavy tsy maintsy i... tohiny
novalian'i menakely ny 26/10/2005 19:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007