Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jantina, milahatra araka ny daty
jantina
(
12/10/2012 09:59)
hira noelin-dRaimbilanja
Ho an' ireo antoko mpihira any am-piangonana dia fotoana fanombohana ny famerenan-kira krismasy izao. Mba tsy hamerenana izay natao t@ taona lasa dia mitady hira vaovao aza moa Zah ndray mahatsiaro ny...
tohiny
novalian'i jantina ny 23/10/2012 12:34
jantina
(
03/10/2012 10:18)
lohataona famafazana
Efa t@ volana agostra sy septambra ny fandrantsanana ny hazo fihinam-boa sy ny voninkazo toy ny raozy ary ny famafazana ny voan'anana sy voam-boninkazo maniry @ fahavaratra any @ emisphère sud toa an...
tohiny
novalian'i jantina ny 09/10/2012 14:06
jantina
(
08/06/2011 16:00)
tononkira
Sao dia mba misy manana ny tonon' ity hira ity hay e.Toa hiran' i Leky sy Lili izy ity raha tsy diso aho, tadidiko kely ny refrain:
...Na ory ianao na manana
na sanatria farofy
izao no hany lalana
n...
tohiny
novalian'i hevitra ny 05/04/2012 08:53
jantina
(
04/09/2004 07:37)
Fifohazana
Misy afaka manome ahy fanazavana na tantaran'ny fifohazana ve azafady? Raha misy fifohazana eto vo maika tsara raha mba manazava kely. Miankina amin'ny fiangonana inona ry zareo sa sekta? Misaotra ana...
tohiny
novalian'i rafali ny 11/11/2005 19:30
jantina
(
27/08/2004 17:01)
fikarakarana ny tany
Ireto misy torohevitra kely mety mahasoa ny voly.Ny lavenona avy @ hazo dia azo atao zezika na @ voninkazo na @ voly hafa fa mahatsara azy noho izy be potasse.Ny fraisier sy framboisier no tsy mety as...
tohiny
novalian'i tsilan ny 08/10/2004 19:51
jantina
(
05/08/2004 07:09)
Kiwi
Nitondra kiwi tany Dago izahay fa tsy hay ny namboly azy. Ahoana kay ny fomba fambolena an'ireny any? Sady voankazo be vitamine mantsy io no mahasalama. Sady sakafo no haingontanà na.
...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/09/2005 00:40
