Liste des messages

Liste des messages, inserés par ja, par ordre de date
ja ( 20/07/2006 20:06)
les ancien du bahut bis e!
toa tys hita intsony ireo mpilalao beloty tao andohalo e! size efa nande tiy an!fa mba tiako averina fotsiny ho ani'zay nanadino ity ny siten'ny lycée http://lebahutmg.free.fr/ dia manantena an... suite
répondu par sipagasy le 24/09/2006 11:54
ja ( 20/07/2006 20:00)
do,re, mi, fa .....fa# dia sol
:-D:-D:-D:-D:-D aleo aloha ny a hiome tena marina ity fa tsy blagy na sangy an! nisy ramatoa izay hono prof any tany amin'ny fac iray izay,tena fohy tena fohy za zay lazian'ny oul fa demi portion ... suite
répondu par kiali le 21/07/2006 18:54
ja ( 18/07/2006 18:27)
ity toe-tsaitsinka gasy
niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity! dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akor... suite
répondu par Mifenty le 21/07/2006 13:38
ja ( 11/07/2006 17:44)
io fitiavana io ihany....
Humm tsy izany manko fa nostalgika aho tato dia mba niheno hira gasy e!dia f'anga tsy loza? voa miha déprimée(:-D:-D:-D:-D:-D)! sérieux e!niheno ka niheno ka hira pitiavana sy milantolanto dahol... suite
répondu par ja le 21/07/2006 15:46
ja ( 21/06/2006 07:39)
depuis qd les gasy st homo??pfff
Tena gaga be mihitsy aho androany maraina raha nijery site gasy iray izay!nisy ramatoa homo nisoratra anarana tao ary niteny mazava mihitsy izy fa homo ary nampiseony amasombahoaka ilay site tsy haik... suite
répondu par prime le 01/09/2006 11:23
ja ( 19/01/2005 07:51)
fanalana kibo
za ve akia lasa niha b kibo t@ grande vaconce sady lasa somary niha natavy nefa za somary fohy dia lasa ratsy b ny bikako no sarotra b ny mahita akanjo ho ahy .Inona no atao hanenana kibo? za zao efa... suite
répondu par fijo le 04/05/2005 21:55
ja ( 18/01/2005 09:26)
sary mihetsika mamoafady
hono hoa y ireto mahamenetra v ho an\'ny vehivavy ny mijery sarimihetsika mamoafady?ary ny mi mast? tsy tokony atao v?... suite
répondu par fijo le 03/08/2005 22:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.015