Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i infiny, milahatra araka ny daty
infiny ( 24/09/2010 11:56)
Tononkiran'i Solomona
Ahoana marina ny momba io boky io fa toa nitady soratra hoe Atra, Jehovah, sns tao za dia tsy nahita mihitsy e! Rehefa vakina koa anefa ilay izy dia toa tsy mifandraika amin'Atra mihitsy. Ny tiako aha... tohiny
novalian'i niryna ny 07/10/2010 05:37
infiny ( 09/09/2010 15:26)
fahalalahana misafidy
Misy tamin'ilay fanontanian'i Hery ao ambanimbany ao hoe efa voafaritra mialoha ny voavonjy (supposer-tsika hoe mitovy avokoa ny voavonjy amintsika satria samy kristianina). Efa hanana'Atra ve izany... tohiny
novalian'i ouioui ny 16/09/2010 14:33
infiny ( 07/09/2010 13:08)
illuminati
Ahoana daholo e, Mba ahoana ny hevitrareo momba ity vondrona antsoina hoe Illuminati ity. Misy article milaza fa misy ifandraisany amin'ny Vatikano sy ny TJ izy io nefa toa hoe satanika koa. Ohatra ho... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/09/2010 14:04
infiny ( 05/08/2010 11:56)
fahafatesana sns
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ireto dia mba mila valiny amin'izay manana: 1. Iza no nanao ny fahafatesana? Atra ve sa ny devoly sa ny olona? Toa lazaina zavatra ratsy ilay izy nefa ve Atra n... tohiny
novalian'i Miharena ny 19/08/2010 07:49
infiny ( 18/06/2010 10:47)
Taombaovao Malagasy
Saika mba anontany izay mahalala hoe firy ny datin'ny taombaovao manaraka (2011, raha efa fantatra!!). Misy fomba fanisana azy io ve sa tsy maintsy mpanandro vao mahalala azy? Raha fehezina misy calen... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075