Liste des messages
Liste des messages, inserés par imeva, par ordre de date
imeva
(
25/06/2008 04:13)
fiteny gasy mahafinaritra
rehefa tsy faly mibotsina
ohatra ny tsy misy dikany fa malaza mihitsy e
asio hafa hoe e...
suite
répondu par Bethebest le 29/08/2008 12:12
imeva
(
15/05/2008 03:34)
iray nje
Marim-pandrefesana gasy fahiny:
iray tondro : misy ve?
iray nje = elanelan'ny lohan'akihy be sy lohan'ny fanondro rehefa velarina
iray ankiho = raha velarina ny tanana dia avy eo amin'ny kiho ka ...
suite
répondu par xxx le 16/05/2008 14:51
imeva
(
17/11/2007 17:11)
hiran-jazakely malagasy
Miarahaba
Aiza izao no mety ahitana an'ireny hira ireny? Mba mangataka page web na mpivarotra eto Antananarivo. Ilay karaoke ireny ho tena tsara amin'izay sady mampianatra mamaky teny.
mandihiza...
suite
répondu par imeva le 29/11/2007 17:59
imeva
(
04/10/2007 15:18)
Tsy maminareo zaho oh!
Sao dia misy mahay ilay hira:
Tsy maminareo zaho oh! oya
Tsy maminareo zaho oh! oya
Ndeha hosy aho zany eh eh fa tsy maminareo oh
oye eh eh tsy maminareo oh!
Ny masony oya
Ny masony oya
Sah...
suite
répondu par sarobidy le 06/10/2007 08:14
imeva
(
30/09/2007 21:22)
mba mangataka ny tonon'ity hira ity
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x2ezqd_rastefa-razanampaniry
lava loatra dia tsy arako
:-D...
suite
répondu par sarobidy le 06/10/2007 08:24
imeva
(
23/08/2007 19:59)
vaky tratra
Rehefa ahoana kay ny zaza no atao hoe vaky tratra? Dia ahoana ny fomba fiarovana azy tsy ho voan'izany?...
suite
répondu par betty le 24/08/2007 14:13
imeva
(
28/06/2007 16:12)
bob marley
Fahafahana no tena fahazoako ny hiran'io olona io. Fahafahan'ireo mainty tsy ho amin'ny fanavakavahana intsony. Mba hanana ny zo maha-olona.
Ankehitriny anefa lasa imagen'ny olona tia mifoka zava-mah...
suite
répondu par bilakarenjy le 15/08/2007 21:42
