Liste des messages
Liste des messages, inserés par iartistika, par ordre de date
iartistika
(
18/07/2006 12:59)
Milan!
Mba mitady olona mipetraka any milan sy torino ( turin) raha mba misy ato oh!! sôtra!!...
suite
répondu par kelly13 le 28/07/2006 04:48
iartistika
(
07/12/2005 17:41)
AMPEFY ITASY!!
Mba mitady olona nipetraka tany ampefy-itasy(Mandridrano) raha mba misy ato am serasera ato! Misaotra....
suite
répondu par zandrikely le 08/02/2006 19:05
iartistika
(
04/04/2005 17:37)
mbô te hitovy kapa..
Tao @ dokotera ity tovolahy iray fa nanana olana teo am fahasalamany:hoy izy:tsy izany mantsy dokotera fa ze zavatra hoaniko hoatra tsaramaso,de tsaramaso ihany no mivoaka refa mikapa,raha mba mihinan...
suite
répondu par dadabe le 10/04/2005 16:17
iartistika
(
21/02/2005 17:12)
Ny gasy eto Frantsa,fa maninona no miavona?
Tena gaga mihitsy ny tenanay mahita an'le gasy eto france,fa na de mifanena eny @ arabe aza de mitodika any an-toera-kafa ny sasany,ny sasany moa mangarika mihitsy! F'inona ny antony? ...
suite
répondu par fijo le 10/08/2005 19:52
iartistika
(
14/02/2005 17:02)
ST JOSEPH ANDOHALO
Tena mitady ny akama nibôsy tao @ st jo Andohalo eh(1990-1998)de mba valio raha tao nareo eh!Misaotra mialoha.......
suite
répondu par volavita le 24/11/2005 16:32
