Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i hertix, milahatra araka ny daty
hertix ( 14/05/2008 14:44)
dinika mangina
salama daholo, mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "dinika mangina", Eugène Razafiarison angamba raha tsy diso aho no mihira azy. Misy hoe "dinika mangina, resaka tsiambaratelo..." dia tsy haiko in... tohiny
novalian'i ni81 ny 15/05/2008 10:37
hertix ( 04/02/2007 13:00)
fitondràna fiangonana sy politika
Tena mahagaga mihitsy ankehitriny fa dia mirona any @ fanaovana politika ny ankabeazan'ny pasitera ao @ fjkm!! Nisy mihitsy aza moa sahy nanao propagandy tao am-piangonana ao anaty fotoam-pivavahana.... tohiny
novalian'i hertix ny 24/02/2007 09:31
hertix ( 02/01/2007 15:18)
dans un coquillage
Mba mangataka ny tonon'io hira "dans un coquillage" io izay manana. Tsy haiko na tena io na tsy io ny lohateniny, tsy haiko koa hoe iza no mihira azy fa hiran'ny taona 60 angamba izy io. Misaotra mial... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/01/2007 22:07
hertix ( 24/06/2006 02:53)
ouaaaaaiiiiiiii!!! Félicitations!!
hier soir, la sélection africaine a battu le Togo par 2 buts à 0 grâce à son capitaine Viera et Henry!!! =))=))=))=)) et on verra les bleus à la prochaine CAN2008!!!... tohiny
novalian'i sasa ny 04/07/2006 04:07
hertix ( 24/06/2006 01:57)
Tiako loatra an'i Elsie
Ho an'ilay nitady ny tonokiran'i Elsie hoe "Tiako loatra" dia vao nampidiriko teo ilay izy... Tsy misy fisaorana! ... tohiny
hertix ( 02/04/2006 14:32)
Album-n'i Jérôme Randria vaovao
Nivoaka ny album misy ny hiran'i Jérôme Randria. Ny zanany Railola no mihira ny hira ao anatiny. Intéressant ny mihaino azy fa misy hira noforonin'i Jérôme Randria mbola tsy heno raha tsy izao.... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 20:10
hertix ( 27/01/2006 18:21)
tay be le 2cv
hitako dia mba ataoko eto: nisy bandy niditra bar sady ningonongonona hoe "tay be lé 2cv! tay be lé 2cv!...mba omeo toaka @ le faran'izay mahery ao rangahy a! dia tonga de ataovy iray tavoahangy... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:13
hertix ( 08/01/2006 13:47)
Mpitendry jazz gasy mahay (clavier)
Iza araka ny hevitrareo no henjana?... tohiny
novalian'i hertix ny 27/02/2006 19:12
hertix ( 08/01/2006 13:37)
Mpitendry bà gasy kalaza.
Betsaka ny mpitendry bà gasy kalaza an? Fa iza no tena henjana amin'izy rehetra? ao ireo mbola velona ry Zozo sy Coco(Henri Ratsimbazafy), Rivo Ramandiamanana (Salomon), Henri Ratsimbazafy ... ankoat... tohiny
novalian'i hertix ny 26/01/2006 01:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082