Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i helitiana, milahatra araka ny daty
helitiana
(
16/09/2006 13:18)
sao mba..
Sao mba misy mahafantatra ilay mpanoratra hoe:"Christophe Rabearimanana " kay ianareo ,misy tononkalony iray izay ho aho tiako be manomboka @ hoe:"olona tsy vanona mpambotry firenena...",dia tsy haiko...
tohiny
novalian'i fiderana ny 17/10/2006 12:00
helitiana
(
14/09/2006 20:09)
sa izaho no zefa
Tsy azoko mihitsy fa tsy hitako intsony indray ilay soratra hoe tononkalo tetsy ankavia tetsy fa nankaiza e?hafahafa an!:?::?::?:...
tohiny
novalian'i fille ny 20/09/2006 16:12
helitiana
(
13/09/2006 15:29)
havatsa
Hono ho aho ry Hery ,toa tsy hitako intsony ho aho ny havatsa.upem.frantsa.org ;ka aiza no mety mba ahitako an'izay.MISAOTRA INDRINDRA...
tohiny
novalian'i helitiana ny 19/09/2006 22:07
