Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i harlyy, milahatra araka ny daty
harlyy ( 15/03/2009 08:02)
Jacques sylla
Ahoana ny hevitrareo raha i Jacques Sylla no president... tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/03/2009 15:31
harlyy ( 02/12/2008 17:45)
maha ela velona
Nanontaniana hono ity lehilahy izay nahatratra 100 taona hoe inona no mahatonga azy ho ela velona toy io? Inona ary ny valiny raha hainareo?... tohiny
novalian'i Samoana ny 04/12/2008 16:41
harlyy ( 26/11/2008 17:44)
Vodiondry
Mba hanontany zaho hoe : inona no nahatonga ilay fitenenana hoe vodiondry rehefa hangata-bady. Misaotra mialoha e... tohiny
harlyy ( 22/11/2008 17:41)
rafozana
Ahoana ny hevitrareo amin'ny fipetrahana miaraka amin'ny rafozana?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0175