Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fraz, milahatra araka ny daty
fraz ( 03/10/2006 11:10)
[Lalao] Manana olana be
Manana olana be izahay sy ra simplex (izay aloha no tratra izao) fa tena tsy mitazona connexion ilay ao @ lalao.serasera.org, isaky ny miova page dia voatery mamerina mampiditra login/pwd foana. Dia n... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2006 12:10
fraz ( 10/08/2006 05:01)
Manamboatra fiara
Sao dia misy mahay mamaha olana resaka fiara. Resaka injection na allumage , mitambokombokona be nedala dia nisy niteny hoe resaka arrivée d'essence hono dia efa nosoloina ny bougies sy ny filtre à ... tohiny
novalian'i Achia ny 14/08/2006 16:10
fraz ( 30/06/2006 08:35)
Ireo hafatra farany
Mba eritreritra atsipitsipy sao mba mahasoa e, izaho mantsy ny namana.serasera.org foana no jereko rehefa miditra ato dia ny hitako eo dia ireo sujet vaovao no ao @ forum voafintina eo. Anisan'ny tena... tohiny
novalian'i fraz ny 03/07/2006 12:32
fraz ( 29/06/2006 10:48)
Mandefa mail rehefa misy mamaly
Misy fanaovana an'izay moa eto amin'ny Forum ? Hoe mahazo mail rehefa misy mamaly ?... tohiny
novalian'i hery ny 29/06/2006 20:20
fraz ( 21/06/2005 14:16)
Fanatsarana ny forum
Mba soso-kevitra fotsiny ihany ho @ fanatsarana ny forum raha mety, misy zavatra roa fotsiny : 1. Rehefa hanampy sujet vaovao , saika tsy hitako (tena marina io :D ) ary isaky ny miverina aho dia t... tohiny
fraz ( 28/04/2005 12:55)
Resaka rss/rdf eto @ serasera
Efa hitako ilay lien rss fa misaotra. Ndraso fa ovaina an'io indray . Fa izao no saika mba hanontaniako na mety sao dia efa misy ao ambadika ao. Raha ohatra izao mijery dia milahatra araky ny nam... tohiny
novalian'i fraz ny 29/04/2005 13:57
fraz ( 27/04/2005 07:28)
Fifanampiana Sehatra Informatika
Izahay ao amin'ny sehatra IFG dia miezaka ny manambatra ireo vaovao resaka informatika malagasy mba hanamora ny fijerena azy. Hita ao ny forum serasera, wanadoo, infogasy, linuxmg Ny tanjona mo... tohiny
novalian'i miarinah ny 16/06/2005 10:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.722